Az-Zumar · 33/75
Fandikana Fanononana — Surah Az-Zumar
وَالَّذِي جَاءَ بِالصِّدْقِ وَصَدَّقَ بِهِ ۙ أُولَٰئِكَ هُمُ الْمُتَّقُونَ ۝٣٣
Wallazee jaaa`a bissidqi wa saddaqa biheee ulaaa`ika humul muttaqoon
📖 Dikany Malagasy
Fa izay tonga miaraka amin’ny fahamarinana kosa, ary nanaiky izany, dia izy ireny no manam-pahatahorana.

M Mishary Rashid Alafasy ✓
M Mahmoud Khalil Al-Husary ✓
A Abdurrahman As-Sudais ✓
M Mohamed Siddiq Al-Minshawi ✓
A Abdul Basit Abdul Samad ✓
A Ali Al-Hudhaify ✓
A Ahmed ibn Ali al-Ajamy ✓
A Abu Bakr Ash-Shaatree ✓
M Muhammad Ayyoub ✓
A Abdullah Basfar ✓
A Abdullah Al-Juhani ✓
M Maher Al Muaiqly ✓
0:00
0:00


📜 Andininy 31-35 — Surah Az-Zumar

31ثُمَّ إِنَّكُمْ يَوْمَ الْقِيَامَةِ عِندَ رَبِّكُمْ تَخْتَصِمُونَ
Avy eo, dia hifanatrika eo anatrehan’ny Tomponareo ianareo, amin’ny andro fitsanganana.
32۞ فَمَنْ أَظْلَمُ مِمَّن كَذَبَ عَلَى اللَّهِ وَكَذَّبَ بِالصِّدْقِ إِذْ جَاءَهُ ۚ أَلَيْسَ فِي جَهَنَّمَ مَثْوًى لِّلْكَافِرِينَ
Iza no mpanao ny tsy rariny indrindra mihoatra izay mamoron-dainga momba an’I Tompo Allah, ary milaza fa lainga ny fahamarinana rehefa tonga aminy! Moa tsy any amin’ny Afobe ve no misy toeram-pialofana ho an’ireo tsy mpino?
33وَالَّذِي جَاءَ بِالصِّدْقِ وَصَدَّقَ بِهِ ۙ أُولَٰئِكَ هُمُ الْمُتَّقُونَ
Fa izay tonga miaraka amin’ny fahamarinana kosa, ary nanaiky izany, dia izy ireny no manam-pahatahorana.
34لَهُم مَّا يَشَاءُونَ عِندَ رَبِّهِمْ ۚ ذَٰلِكَ جَزَاءُ الْمُحْسِنِينَ
Hahazo izay rehetra tadiaviny eo anatrehan’ny Tompony izy ireo, izany no valisoan’ireo mpanao asa soa;
35لِيُكَفِّرَ اللَّهُ عَنْهُمْ أَسْوَأَ الَّذِي عَمِلُوا وَيَجْزِيَهُمْ أَجْرَهُم بِأَحْسَنِ الَّذِي كَانُوا يَعْمَلُونَ
Mba hamafan’I Allah ny ratsy indrindra nataony, sy hamalian'ny soa azy ireo, araka izay tsara indrindra nataony.
Az-ZumarFizahan-takila Koraña
75Andininy
MeccanRevelation
33Andininy

Fandikana — Az-Zumar 33

Surah Az-Zumar Andininy 33 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Fa izay tonga miaraka amin’ny fahamarinana kosa, ary nanaiky izany,…

Surah Andininy 33/75 — Surah Az-Zumar الزمر (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah Az-Zumar Henoy, Surah Az-Zumar Fandikana, Surah Az-Zumar mp3, Surah Az-Zumar pdf. Andininy 31–35. Dikany Malagasy: Kiswahili.





Koraña Masina


Monday, September 28, 2026

Don't forget us in your sincere prayers