Az-Zumar · 34/75
Fandikana Fanononana — Surah Az-Zumar
لَهُم مَّا يَشَاءُونَ عِندَ رَبِّهِمْ ۚ ذَٰلِكَ جَزَاءُ الْمُحْسِنِينَ ٣٤
Transliteration
Lahum maa yashaaa`oona `inda Rabbihim; zaalika jazaaa`ul muhsineen
Fandikana (Dikany Malagasy)
📖 Dikany Malagasy
Hahazo izay rehetra tadiaviny eo anatrehan’ny Tompony izy ireo, izany no valisoan’ireo mpanao asa soa;
Additional reference in Kiswahili
M
Mishary Rashid Alafasy
✓
Mishary Rashid Alafasy
✓
M
Mahmoud Khalil Al-Husary
✓
Mahmoud Khalil Al-Husary
✓
A
Abdurrahman As-Sudais
✓
Abdurrahman As-Sudais
✓
M
Mohamed Siddiq Al-Minshawi
✓
Mohamed Siddiq Al-Minshawi
✓
A
Abdul Basit Abdul Samad
✓
Abdul Basit Abdul Samad
✓
A
Ali Al-Hudhaify
✓
Ali Al-Hudhaify
✓
A
Ahmed ibn Ali al-Ajamy
✓
Ahmed ibn Ali al-Ajamy
✓
A
Abu Bakr Ash-Shaatree
✓
Abu Bakr Ash-Shaatree
✓
M
Muhammad Ayyoub
✓
Muhammad Ayyoub
✓
A
Abdullah Basfar
✓
Abdullah Basfar
✓
A
Abdullah Al-Juhani
✓
Abdullah Al-Juhani
✓
M
Maher Al Muaiqly
✓
Maher Al Muaiqly
✓
0:00
0:00
📜 Andininy 32-36 — Surah Az-Zumar
32۞ فَمَنْ أَظْلَمُ مِمَّن كَذَبَ عَلَى اللَّهِ وَكَذَّبَ بِالصِّدْقِ إِذْ جَاءَهُ ۚ أَلَيْسَ فِي جَهَنَّمَ مَثْوًى لِّلْكَافِرِينَ
Iza no mpanao ny tsy rariny indrindra mihoatra izay mamoron-dainga momba an’I Tompo Allah, ary milaza fa lainga ny fahamarinana rehefa tonga aminy! Moa tsy any amin’ny Afobe ve no misy toeram-pialofana ho an’ireo tsy mpino?
33وَالَّذِي جَاءَ بِالصِّدْقِ وَصَدَّقَ بِهِ ۙ أُولَٰئِكَ هُمُ الْمُتَّقُونَ
Fa izay tonga miaraka amin’ny fahamarinana kosa, ary nanaiky izany, dia izy ireny no manam-pahatahorana.
34لَهُم مَّا يَشَاءُونَ عِندَ رَبِّهِمْ ۚ ذَٰلِكَ جَزَاءُ الْمُحْسِنِينَ
Hahazo izay rehetra tadiaviny eo anatrehan’ny Tompony izy ireo, izany no valisoan’ireo mpanao asa soa;
35لِيُكَفِّرَ اللَّهُ عَنْهُمْ أَسْوَأَ الَّذِي عَمِلُوا وَيَجْزِيَهُمْ أَجْرَهُم بِأَحْسَنِ الَّذِي كَانُوا يَعْمَلُونَ
Mba hamafan’I Allah ny ratsy indrindra nataony, sy hamalian'ny soa azy ireo, araka izay tsara indrindra nataony.
36أَلَيْسَ اللَّهُ بِكَافٍ عَبْدَهُ ۖ وَيُخَوِّفُونَكَ بِالَّذِينَ مِن دُونِهِ ۚ وَمَن يُضْلِلِ اللَّهُ فَمَا لَهُ مِنْ هَادٍ
Tsy ampy ho an’ny mpanompony ve I Allah ? Ka hampitahorin’izy ireo amin’izay ankoatra Azy ianao, fa izay verezin’I Allah lalana, dia tsy hanana mpitarika.
Az-ZumarFizahan-takila Koraña
75Andininy
MeccanRevelation
34Andininy
Fandikana — Az-Zumar 34
Surah Az-Zumar Andininy 34 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Hahazo izay rehetra tadiaviny eo anatrehan’ny Tompony izy ireo, izany…Surah Andininy 34/75 — Surah Az-Zumar الزمر (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah Az-Zumar Henoy, Surah Az-Zumar Fandikana, Surah Az-Zumar mp3, Surah Az-Zumar pdf. Andininy 32–36. Dikany Malagasy: Kiswahili.
Surah Az-Zumar
العربية
English
Bahasa Indonesia
Türkçe
Русский
فارسی
Français
اردو
বাংলা
Deutsch
Español
中文
हिन्दी
Português
Italiano
ภาษาไทย
Polski
Nederlands
Shqip
Kiswahili
O'zbek
தமிழ்
Melayu
Bosanski
Soomaali
Azərbaycan
کوردی
한국어
日本語
Svenska
Dansk
Norsk
پښتو
മലയാളം
සිංහල
Tamazight
Hausa
አማርኛ
Български
Тоҷикӣ
Қазақша
Filipino
سنڌي
Yorùbá
Fulfulde
Татарча
ئۇيغۇرچە
Кыргызча
ਪੰਜਾਬੀ
Jawa
తెలుగు
မြန်မာ
ગુજરાતી
Oromo
मराठी
Tiếng Việt
Malagasy
Нохчийн
Wolof
ދިވެހި
ಕನ್ನಡ
Українська
Ελληνικά
ქართული
ខ្មែរ
دری
Qafar af
Maranao
नेपाली
Koraña Masina
Tuesday, September 29, 2026
Don't forget us in your sincere prayers


