An-Nisa · 122/176
Fandikana Fanononana — Surah An-Nisa
وَالَّذِينَ آمَنُوا وَعَمِلُوا الصَّالِحَاتِ سَنُدْخِلُهُمْ جَنَّاتٍ تَجْرِي مِن تَحْتِهَا الْأَنْهَارُ خَالِدِينَ فِيهَا أَبَدًا ۖ وَعْدَ اللَّهِ حَقًّا ۚ وَمَنْ أَصْدَقُ مِنَ اللَّهِ قِيلًا ۝١٢٢
Wallazeena aamanoo wa `amilus saalihaati sanud khiluhum Jannaatin tajree min tahtihal anhaaru khaalideena feehaaa abadaa; wa`dal laahi haqqaa; wa man asdaqu minal laahi qeelaa
📖 Dikany Malagasy
Ary ny amin'ireo Mpino sady nanao asa-soa dia hampidirinay amin’ny Paradisa izy ireo,izay ikorianan’ireo renirano isan-karazany avy eo ambaniny. Ka hitoetra ao mandrakizay izy ireo. Izany dia fampanantenana avy amin’i Allah. Ary iza moa no manana teny marina mihoatra an’I Allah.

🎧 Henoy


📜 Andininy 120-124 — Surah An-Nisa

120يَعِدُهُمْ وَيُمَنِّيهِمْ ۖ وَمَا يَعِدُهُمُ الشَّيْطَانُ إِلَّا غُرُورًا
Mampanantena azy ireny izy, sy mampanantena zava-poana. Ary tsy manome fitokisana azy ireo ny satana afa-tsy ny fitaka.
121أُولَٰئِكَ مَأْوَاهُمْ جَهَنَّمُ وَلَا يَجِدُونَ عَنْهَا مَحِيصًا
Izy ireny dia ny afobe no toeram-pialofany, ary tsy hahita fomba handosirana amin’izany izy ireo.
122وَالَّذِينَ آمَنُوا وَعَمِلُوا الصَّالِحَاتِ سَنُدْخِلُهُمْ جَنَّاتٍ تَجْرِي مِن تَحْتِهَا الْأَنْهَارُ خَالِدِينَ فِيهَا أَبَدًا ۖ وَعْدَ اللَّهِ حَقًّا ۚ وَمَنْ أَصْدَقُ مِنَ اللَّهِ قِيلًا
Ary ny amin'ireo Mpino sady nanao asa-soa dia hampidirinay amin’ny Paradisa izy ireo,izay ikorianan’ireo renirano isan-karazany avy eo ambaniny. Ka hitoetra ao mandrakizay izy ireo. Izany dia fampanantenana avy amin’i Allah. Ary iza moa no manana teny marina mihoatra an’I Allah.
123لَّيْسَ بِأَمَانِيِّكُمْ وَلَا أَمَانِيِّ أَهْلِ الْكِتَابِ ۗ مَن يَعْمَلْ سُوءًا يُجْزَ بِهِ وَلَا يَجِدْ لَهُ مِن دُونِ اللَّهِ وَلِيًّا وَلَا نَصِيرًا
Tsy miankina amin’ny fanirianareo izany, na koa amin’ny fanirian’ireo olon’ny Boky. Fa n’iza n’iza manao asa ratsy, dia ho valiana aminy izany. Ary tsy hahita mpiahy sy mpanavotra azy ankoatr’I Allah izy.
124وَمَن يَعْمَلْ مِنَ الصَّالِحَاتِ مِن ذَكَرٍ أَوْ أُنثَىٰ وَهُوَ مُؤْمِنٌ فَأُولَٰئِكَ يَدْخُلُونَ الْجَنَّةَ وَلَا يُظْلَمُونَ نَقِيرًا
Ary n'iza n'iza manao ireo asa soa, na lahy na vavy, ka mpino izy, dia izy ireny no hiditra ao amin’ny Paradisa, ary tsy ho ambakaina na dia mitovy amin’ny singan’ny atrendry aza.
An-NisaFizahan-takila Koraña
176Andininy
MedinanRevelation
122Andininy

Fandikana — An-Nisa 122

Surah An-Nisa Andininy 122 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Ary ny amin'ireo Mpino sady nanao asa-soa dia hampidirinay amin’ny…

Surah Andininy 122/176 — Surah An-Nisa النساء (Medinan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah An-Nisa Henoy, Surah An-Nisa Fandikana, Surah An-Nisa mp3, Surah An-Nisa pdf. Andininy 120–124. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, September 8, 2026

Don't forget us in your sincere prayers