Ghafira · 53/85
Fandikana Fanononana — Ghafira
وَلَقَدْ آتَيْنَا مُوسَى الْهُدَىٰ وَأَوْرَثْنَا بَنِي إِسْرَائِيلَ الْكِتَابَ ٥٣
Transliteration
Wa laqad aatainaa Moosal hudaa wa awrasnaa Baneee Israaa `eelal Kitaab
Fandikana (Dikany Malagasy)
📖 Dikany Malagasy
Ary efa nomenay an’i Mosesy tokoa ny tari-dalana, ary nampandovainay an’ny zanak’Israely ny boky,
Additional reference in Kiswahili
🎧 Henoy
📜 Andininy 51-55 — Ghafira
51إِنَّا لَنَنصُرُ رُسُلَنَا وَالَّذِينَ آمَنُوا فِي الْحَيَاةِ الدُّنْيَا وَيَوْمَ يَقُومُ الْأَشْهَادُ
Hamafisina, fa manavotra ireo Irakay sy ireo izay mino Izahay amin’ny fiainana eto an-tany sy amin’ny andro izay hitsanganan’ireo vavolombelona,
52يَوْمَ لَا يَنفَعُ الظَّالِمِينَ مَعْذِرَتُهُمْ ۖ وَلَهُمُ اللَّعْنَةُ وَلَهُمْ سُوءُ الدَّارِ
Amin’ny andro izay tsy hahasoa an’ireo mpanao ny tsy rariny ny fialan-tsininy, ka ho azy ireo ny ozona sy ny fonenana ratsy indrindra.
53وَلَقَدْ آتَيْنَا مُوسَى الْهُدَىٰ وَأَوْرَثْنَا بَنِي إِسْرَائِيلَ الْكِتَابَ
Ary efa nomenay an’i Mosesy tokoa ny tari-dalana, ary nampandovainay an’ny zanak’Israely ny boky,
54هُدًى وَذِكْرَىٰ لِأُولِي الْأَلْبَابِ
Izay ho tari-dalana sy fampahatsiarovana ho an’ireo olona manan-tsaina.
55فَاصْبِرْ إِنَّ وَعْدَ اللَّهِ حَقٌّ وَاسْتَغْفِرْ لِذَنبِكَ وَسَبِّحْ بِحَمْدِ رَبِّكَ بِالْعَشِيِّ وَالْإِبْكَارِ
Koa mahareta áry, fa ny fampanantenan’I Allah, dia marina, ary mangataha famelan-keloka ho an’ny fahotanao, ary ankalazao ny voninahitry ny Tomponao amin’ny hariva sy maraina.
GhafiraFizahan-takila Koraña
85Andininy
MeccanRevelation
53Andininy
Fandikana — Ghafira 53
Surah Ghafira Andininy 53 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Ary efa nomenay an’i Mosesy tokoa ny tari-dalana, ary nampandovainay…Surah Andininy 53/85 — Ghafira غافر (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Ghafira Henoy, Ghafira Fandikana, Ghafira mp3, Ghafira pdf. Andininy 51–55. Dikany Malagasy: Kiswahili.
العربية
English
Bahasa Indonesia
Türkçe
Русский
فارسی
Français
اردو
বাংলা
Deutsch
Español
中文
हिन्दी
Português
Italiano
ภาษาไทย
Polski
Nederlands
Shqip
Kiswahili
O'zbek
தமிழ்
Melayu
Bosanski
Soomaali
Azərbaycan
کوردی
한국어
日本語
Svenska
Dansk
Norsk
پښتو
മലയാളം
සිංහල
Tamazight
Hausa
አማርኛ
Български
Тоҷикӣ
Қазақша
Filipino
سنڌي
Yorùbá
Fulfulde
Татарча
ئۇيغۇرچە
Кыргызча
ਪੰਜਾਬੀ
Jawa
తెలుగు
မြန်မာ
ગુજરાતી
Oromo
मराठी
Tiếng Việt
Malagasy
Нохчийн
Wolof
ދިވެހި
ಕನ್ನಡ
Українська
Ελληνικά
ქართული
ខ្មែរ
دری
Qafar af
Maranao
नेपाली
Koraña Masina
Tuesday, August 18, 2026
Don't forget us in your sincere prayers








