Ash-Shura · 24/53
Fandikana Fanononana — Ash-Shura
أَمْ يَقُولُونَ افْتَرَىٰ عَلَى اللَّهِ كَذِبًا ۖ فَإِن يَشَإِ اللَّهُ يَخْتِمْ عَلَىٰ قَلْبِكَ ۗ وَيَمْحُ اللَّهُ الْبَاطِلَ وَيُحِقُّ الْحَقَّ بِكَلِمَاتِهِ ۚ إِنَّهُ عَلِيمٌ بِذَاتِ الصُّدُورِ ۝٢٤
Am yaqooloonaf tara `alal laahi kaziban fa-iny yasha il laahu yakhtim `alaa qalbik; wa yamhul laahul baatila wa yuhiqqul haqqa bi Kalimaatih; innahoo `Aleemum bizaatis sudoor
📖 Dikany Malagasy
Na hiteny izy ireo hoe : “ mamoron-dainga amin’I Allah izy. Kanefa raha tiany, dia nohidiany ny fonao. Fafan’Allah amin’ny alalan’ny teniny anefa ny diso, ary hamafisiNy kosa ny marina. Fantany tanteraka izay raiketin’ny fo.

🎧 Henoy


📜 Andininy 22-26 — Ash-Shura

22تَرَى الظَّالِمِينَ مُشْفِقِينَ مِمَّا كَسَبُوا وَهُوَ وَاقِعٌ بِهِمْ ۗ وَالَّذِينَ آمَنُوا وَعَمِلُوا الصَّالِحَاتِ فِي رَوْضَاتِ الْجَنَّاتِ ۖ لَهُم مَّا يَشَاءُونَ عِندَ رَبِّهِمْ ۚ ذَٰلِكَ هُوَ الْفَضْلُ الْكَبِيرُ
Ho hitanao fa hatahotra noho izay nataony ireo mpanao ny tsy rariny, ary dia hihatra amin’izy ireo ny fanasaziana. Fa ireo izay mino sy manao asa soa kosa, dia ho any amin’ireo zaridainan’ny Paradisa, ka hahazo izay tiany any amin’ny Tompony izy ireo. Izany no fahasoavana lehibe.
23ذَٰلِكَ الَّذِي يُبَشِّرُ اللَّهُ عِبَادَهُ الَّذِينَ آمَنُوا وَعَمِلُوا الصَّالِحَاتِ ۗ قُل لَّا أَسْأَلُكُمْ عَلَيْهِ أَجْرًا إِلَّا الْمَوَدَّةَ فِي الْقُرْبَىٰ ۗ وَمَن يَقْتَرِفْ حَسَنَةً نَّزِدْ لَهُ فِيهَا حُسْنًا ۚ إِنَّ اللَّهَ غَفُورٌ شَكُورٌ
Izany no vaovao mahafaly ambaran'I Allah amin’ireo izay mino, sy manao asa soa amin’ireo mpanompony. Lazao hoe : “Tsy mangataka tambiny aminareo amin’izany Aho, afa-tsy ny fitiavana ireo havana akaiky.” Ary izay manao asa soa, dia valiaNay tsara kokoa noho izany. Fa Mpamela heloka sy Mpankasitraka tokoa Allah.
24أَمْ يَقُولُونَ افْتَرَىٰ عَلَى اللَّهِ كَذِبًا ۖ فَإِن يَشَإِ اللَّهُ يَخْتِمْ عَلَىٰ قَلْبِكَ ۗ وَيَمْحُ اللَّهُ الْبَاطِلَ وَيُحِقُّ الْحَقَّ بِكَلِمَاتِهِ ۚ إِنَّهُ عَلِيمٌ بِذَاتِ الصُّدُورِ
Na hiteny izy ireo hoe : “ mamoron-dainga amin’I Allah izy. Kanefa raha tiany, dia nohidiany ny fonao. Fafan’Allah amin’ny alalan’ny teniny anefa ny diso, ary hamafisiNy kosa ny marina. Fantany tanteraka izay raiketin’ny fo.
25وَهُوَ الَّذِي يَقْبَلُ التَّوْبَةَ عَنْ عِبَادِهِ وَيَعْفُو عَنِ السَّيِّئَاتِ وَيَعْلَمُ مَا تَفْعَلُونَ
Izy no mandray ny fibebahana avy amin’ireo mpanompony, mamela ny ratsy, ary mahafantatra izay ataonareo.
26وَيَسْتَجِيبُ الَّذِينَ آمَنُوا وَعَمِلُوا الصَّالِحَاتِ وَيَزِيدُهُم مِّن فَضْلِهِ ۚ وَالْكَافِرُونَ لَهُمْ عَذَابٌ شَدِيدٌ
Ary mamaly ny fangatahan’ireo izay mino sy manao asa soa Izy, ka mampitombo ny fahasoavaNy amin’izy ireo; fa ireo tsy mpino kosa, dia mahazo fanasaziana mafy.
Ash-ShuraFizahan-takila Koraña
53Andininy
MeccanRevelation
24Andininy

Fandikana — Ash-Shura 24

Surah Ash-Shura Andininy 24 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Na hiteny izy ireo hoe : “ mamoron-dainga amin’I Allah…

Surah Andininy 24/53 — Ash-Shura الشورى (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Ash-Shura Henoy, Ash-Shura Fandikana, Ash-Shura mp3, Ash-Shura pdf. Andininy 22–26. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, August 18, 2026

Don't forget us in your sincere prayers