Ash-Shura · 34/53
Fandikana Fanononana — Ash-Shura
أَوْ يُوبِقْهُنَّ بِمَا كَسَبُوا وَيَعْفُ عَن كَثِيرٍ ٣٤
Transliteration
Aw yoobiqhunna bimaa kasaboo wa ya`fu `an kaseer
Fandikana (Dikany Malagasy)
📖 Dikany Malagasy
Na koa, ho potehiny izany ho sazin’izay nataon’izy ireo. Nefa dia mamela heloka maro Izy.
Additional reference in Kiswahili
🎧 Henoy
📜 Andininy 32-36 — Ash-Shura
32وَمِنْ آيَاتِهِ الْجَوَارِ فِي الْبَحْرِ كَالْأَعْلَامِ
Ary anisan’ireo famantarana avy Aminy, ireo sambo mamakivaky ny ranomasina mitovy amin’ireo tendrombohitra.
33إِن يَشَأْ يُسْكِنِ الرِّيحَ فَيَظْلَلْنَ رَوَاكِدَ عَلَىٰ ظَهْرِهِ ۚ إِنَّ فِي ذَٰلِكَ لَآيَاتٍ لِّكُلِّ صَبَّارٍ شَكُورٍ
Raha tiany, dia ampitoniany ny rivotra, ka indro fa tsy mihetsika izy ireo eo amboniny. Misy famantarana tokoa amin’izany, ho an’izay manam-paharetana sy mahay mankasitraka.
34أَوْ يُوبِقْهُنَّ بِمَا كَسَبُوا وَيَعْفُ عَن كَثِيرٍ
Na koa, ho potehiny izany ho sazin’izay nataon’izy ireo. Nefa dia mamela heloka maro Izy.
35وَيَعْلَمَ الَّذِينَ يُجَادِلُونَ فِي آيَاتِنَا مَا لَهُم مِّن مَّحِيصٍ
Izay miady hevitra mikasika ireo famantarana avy Aminay, dia mahafantatra tsara fa tsy manana handosirana.
36فَمَا أُوتِيتُم مِّن شَيْءٍ فَمَتَاعُ الْحَيَاةِ الدُّنْيَا ۖ وَمَا عِندَ اللَّهِ خَيْرٌ وَأَبْقَىٰ لِلَّذِينَ آمَنُوا وَعَلَىٰ رَبِّهِمْ يَتَوَكَّلُونَ
Fahafinaretan’ny fiainana an-tany ihany izay rehetra nomena anareo, saingy tsara sy maharitra kokoa izay any amin’I Allah, ho an’ireo izay nino sy niantehatra tanteraka tamin’ny Tompon'izy ireo.
Ash-ShuraFizahan-takila Koraña
53Andininy
MeccanRevelation
34Andininy
Fandikana — Ash-Shura 34
Surah Ash-Shura Andininy 34 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Na koa, ho potehiny izany ho sazin’izay nataon’izy ireo. Nefa…Surah Andininy 34/53 — Ash-Shura الشورى (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Ash-Shura Henoy, Ash-Shura Fandikana, Ash-Shura mp3, Ash-Shura pdf. Andininy 32–36. Dikany Malagasy: Kiswahili.
العربية
English
Bahasa Indonesia
Türkçe
Русский
فارسی
Français
اردو
বাংলা
Deutsch
Español
中文
हिन्दी
Português
Italiano
ภาษาไทย
Polski
Nederlands
Shqip
Kiswahili
O'zbek
தமிழ்
Melayu
Bosanski
Soomaali
Azərbaycan
کوردی
한국어
日本語
Svenska
Dansk
Norsk
پښتو
മലയാളം
සිංහල
Tamazight
Hausa
አማርኛ
Български
Тоҷикӣ
Қазақша
Filipino
سنڌي
Yorùbá
Fulfulde
Татарча
ئۇيغۇرچە
Кыргызча
ਪੰਜਾਬੀ
Jawa
తెలుగు
မြန်မာ
ગુજરાતી
Oromo
मराठी
Tiếng Việt
Malagasy
Нохчийн
Wolof
ދިވެހި
ಕನ್ನಡ
Українська
Ελληνικά
ქართული
ខ្មែរ
دری
Qafar af
Maranao
नेपाली
Koraña Masina
Tuesday, August 18, 2026
Don't forget us in your sincere prayers








