Al-Ahqaf · 12/35
Fandikana Fanononana — Surah Al-Ahqaf
وَمِن قَبْلِهِ كِتَابُ مُوسَىٰ إِمَامًا وَرَحْمَةً ۚ وَهَٰذَا كِتَابٌ مُّصَدِّقٌ لِّسَانًا عَرَبِيًّا لِّيُنذِرَ الَّذِينَ ظَلَمُوا وَبُشْرَىٰ لِلْمُحْسِنِينَ ۝١٢
Wa min qablihee kitaabu Moosaaa imaamanw-wa rahmah; wa haazaa Kitaabum musad diqul lisaanan `Arabiyyal liyunziral lazeena zalamoo wa bushraa lilmuhsineen
📖 Dikany Malagasy
Ary nisy Bokin'i Mosesy teo alohany, ho tari-dalana sy ho famindram-po. Ary ity Boky ity dia manamarina izany, amin'ny fiteny arabo,mba hampitandremana izay manao ny tsy rariny, sy hilazana vaovao mahafaly ho an'ireo mpanao soa.

🎧 Henoy


📜 Andininy 10-14 — Surah Al-Ahqaf

10قُلْ أَرَأَيْتُمْ إِن كَانَ مِنْ عِندِ اللَّهِ وَكَفَرْتُم بِهِ وَشَهِدَ شَاهِدٌ مِّن بَنِي إِسْرَائِيلَ عَلَىٰ مِثْلِهِ فَآمَنَ وَاسْتَكْبَرْتُمْ ۖ إِنَّ اللَّهَ لَا يَهْدِي الْقَوْمَ الظَّالِمِينَ
Lazao hoe : "Inona no ambaranareo ? Raha avy any amin'Allah izany, kanefa tsy inoanareo fa nisy vavolombelona iray nijoro avy amin'ny zanak'Israely nanamarina sy nino izany, fa ianareo kosa nanohitra izany amim-pireharehana. Hamafisina, fa tsy mitari-dalana ireo olona mpanao ny tsy rariny Allah."
11وَقَالَ الَّذِينَ كَفَرُوا لِلَّذِينَ آمَنُوا لَوْ كَانَ خَيْرًا مَّا سَبَقُونَا إِلَيْهِ ۚ وَإِذْ لَمْ يَهْتَدُوا بِهِ فَسَيَقُولُونَ هَٰذَا إِفْكٌ قَدِيمٌ
Ary hoy ireo tsy mpino tamin'ireo mpino : "Raha tsara io, dia tsy ho lasa alohantsika izy ireo." Ary satria tsy voatari-dalana tamin'izany izy ireo, dia hiteny hoe : "Lainga tany aloha ihany izany."
12وَمِن قَبْلِهِ كِتَابُ مُوسَىٰ إِمَامًا وَرَحْمَةً ۚ وَهَٰذَا كِتَابٌ مُّصَدِّقٌ لِّسَانًا عَرَبِيًّا لِّيُنذِرَ الَّذِينَ ظَلَمُوا وَبُشْرَىٰ لِلْمُحْسِنِينَ
Ary nisy Bokin'i Mosesy teo alohany, ho tari-dalana sy ho famindram-po. Ary ity Boky ity dia manamarina izany, amin'ny fiteny arabo,mba hampitandremana izay manao ny tsy rariny, sy hilazana vaovao mahafaly ho an'ireo mpanao soa.
13إِنَّ الَّذِينَ قَالُوا رَبُّنَا اللَّهُ ثُمَّ اسْتَقَامُوا فَلَا خَوْفٌ عَلَيْهِمْ وَلَا هُمْ يَحْزَنُونَ
Hamafisina, fa ireo izay miteny hoe : "Allah no Tomponay " avy eo manaraka ny lalana mahitsy, dia tsy misy hatahoran'izy ireo na hampalahelo azy ireo.
14أُولَٰئِكَ أَصْحَابُ الْجَنَّةِ خَالِدِينَ فِيهَا جَزَاءً بِمَا كَانُوا يَعْمَلُونَ
Olon'ny Paradisa izy ireo, izay hitoetra ao mandrakizay, ho valin'izay nataony.
Al-AhqafFizahan-takila Koraña
35Andininy
MeccanRevelation
12Andininy

Fandikana — Al-Ahqaf 12

Surah Al-Ahqaf Andininy 12 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Ary nisy Bokin'i Mosesy teo alohany, ho tari-dalana sy ho…

Surah Andininy 12/35 — Surah Al-Ahqaf الأحقاف (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah Al-Ahqaf Henoy, Surah Al-Ahqaf Fandikana, Surah Al-Ahqaf mp3, Surah Al-Ahqaf pdf. Andininy 10–14. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, September 8, 2026

Don't forget us in your sincere prayers