Al-Ahqaf · 11/35
Fandikana Fanononana — Al-Ahqaf
وَقَالَ الَّذِينَ كَفَرُوا لِلَّذِينَ آمَنُوا لَوْ كَانَ خَيْرًا مَّا سَبَقُونَا إِلَيْهِ ۚ وَإِذْ لَمْ يَهْتَدُوا بِهِ فَسَيَقُولُونَ هَٰذَا إِفْكٌ قَدِيمٌ ۝١١
Wa qaalal lazeena kafaroo lillazeena aamanoo law kaana khairam maa sabaqoonaaa ilyh; wa iz lam yahtadoo bihee fasa yaqooloona haazaaa ifkun qadeem
📖 Dikany Malagasy
Ary hoy ireo tsy mpino tamin'ireo mpino : "Raha tsara io, dia tsy ho lasa alohantsika izy ireo." Ary satria tsy voatari-dalana tamin'izany izy ireo, dia hiteny hoe : "Lainga tany aloha ihany izany."
🎧 Henoy

📜 Andininy 9-13 — Al-Ahqaf

9قُلْ مَا كُنتُ بِدْعًا مِّنَ الرُّسُلِ وَمَا أَدْرِي مَا يُفْعَلُ بِي وَلَا بِكُمْ ۖ إِنْ أَتَّبِعُ إِلَّا مَا يُوحَىٰ إِلَيَّ وَمَا أَنَا إِلَّا نَذِيرٌ مُّبِينٌ
Lazao hoe : "Tsy fanavaozana ireo iraka aho, ary tsy fantatro izay hanaovana ahy, sy ianareo. Tsy manao afa-tsy manaraka izay nambara tamiko aho ary mpampitandrina mazava ihany. "
10قُلْ أَرَأَيْتُمْ إِن كَانَ مِنْ عِندِ اللَّهِ وَكَفَرْتُم بِهِ وَشَهِدَ شَاهِدٌ مِّن بَنِي إِسْرَائِيلَ عَلَىٰ مِثْلِهِ فَآمَنَ وَاسْتَكْبَرْتُمْ ۖ إِنَّ اللَّهَ لَا يَهْدِي الْقَوْمَ الظَّالِمِينَ
Lazao hoe : "Inona no ambaranareo ? Raha avy any amin'Allah izany, kanefa tsy inoanareo fa nisy vavolombelona iray nijoro avy amin'ny zanak'Israely nanamarina sy nino izany, fa ianareo kosa nanohitra izany amim-pireharehana. Hamafisina, fa tsy mitari-dalana ireo olona mpanao ny tsy rariny Allah."
11وَقَالَ الَّذِينَ كَفَرُوا لِلَّذِينَ آمَنُوا لَوْ كَانَ خَيْرًا مَّا سَبَقُونَا إِلَيْهِ ۚ وَإِذْ لَمْ يَهْتَدُوا بِهِ فَسَيَقُولُونَ هَٰذَا إِفْكٌ قَدِيمٌ
Ary hoy ireo tsy mpino tamin'ireo mpino : "Raha tsara io, dia tsy ho lasa alohantsika izy ireo." Ary satria tsy voatari-dalana tamin'izany izy ireo, dia hiteny hoe : "Lainga tany aloha ihany izany."
12وَمِن قَبْلِهِ كِتَابُ مُوسَىٰ إِمَامًا وَرَحْمَةً ۚ وَهَٰذَا كِتَابٌ مُّصَدِّقٌ لِّسَانًا عَرَبِيًّا لِّيُنذِرَ الَّذِينَ ظَلَمُوا وَبُشْرَىٰ لِلْمُحْسِنِينَ
Ary nisy Bokin'i Mosesy teo alohany, ho tari-dalana sy ho famindram-po. Ary ity Boky ity dia manamarina izany, amin'ny fiteny arabo,mba hampitandremana izay manao ny tsy rariny, sy hilazana vaovao mahafaly ho an'ireo mpanao soa.
13إِنَّ الَّذِينَ قَالُوا رَبُّنَا اللَّهُ ثُمَّ اسْتَقَامُوا فَلَا خَوْفٌ عَلَيْهِمْ وَلَا هُمْ يَحْزَنُونَ
Hamafisina, fa ireo izay miteny hoe : "Allah no Tomponay " avy eo manaraka ny lalana mahitsy, dia tsy misy hatahoran'izy ireo na hampalahelo azy ireo.
Al-AhqafFizahan-takila Koraña
35Andininy
MeccanRevelation
11Andininy

Fandikana — Al-Ahqaf 11

Surah Al-Ahqaf Andininy 11 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Ary hoy ireo tsy mpino tamin'ireo mpino : "Raha tsara…

Surah Andininy 11/35 — Al-Ahqaf الأحقاف (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Al-Ahqaf Henoy, Al-Ahqaf Fandikana, Al-Ahqaf mp3, Al-Ahqaf pdf. Andininy 9–13. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, August 18, 2026

Don't forget us in your sincere prayers