Mohammady · 22/38
Fandikana Fanononana — Surah Mohammady
فَهَلْ عَسَيْتُمْ إِن تَوَلَّيْتُمْ أَن تُفْسِدُوا فِي الْأَرْضِ وَتُقَطِّعُوا أَرْحَامَكُمْ ۝٢٢
Fahal `asaitum in tawallaitum an tufsidoo fil ardi wa tuqatti`ooo arhaamakum
📖 Dikany Malagasy
Moa va raha mitsipaka ianareo, dia tsy ahiana hampiely fanimbana ety an-tany, sy hanapaka ny fihavanana amin’ireo mpiray tampo aminareo ?

🎧 Henoy


📜 Andininy 20-24 — Surah Mohammady

20وَيَقُولُ الَّذِينَ آمَنُوا لَوْلَا نُزِّلَتْ سُورَةٌ ۖ فَإِذَا أُنزِلَتْ سُورَةٌ مُّحْكَمَةٌ وَذُكِرَ فِيهَا الْقِتَالُ ۙ رَأَيْتَ الَّذِينَ فِي قُلُوبِهِم مَّرَضٌ يَنظُرُونَ إِلَيْكَ نَظَرَ الْمَغْشِيِّ عَلَيْهِ مِنَ الْمَوْتِ ۖ فَأَوْلَىٰ لَهُمْ
Hoy ireo mpino : ‘’Indrisy ! Raha mba nisy antokon-tsoratra nidina mantsy !‘’ Kanefa raha vao midina amin’ny antokon-tsoratra mazava anankiray, ka voalaza ao anatin’izany ny resaka ady, dia hitanareo ireo manana areti-po fa hijery anao toy ny fijerin’olona ho torana eo anoloan’ny fahafatesana. Ho tsara kokoa ho azy ireo izany.
21طَاعَةٌ وَقَوْلٌ مَّعْرُوفٌ ۚ فَإِذَا عَزَمَ الْأَمْرُ فَلَوْ صَدَقُوا اللَّهَ لَكَانَ خَيْرًا لَّهُمْ
Ny fankatoavana sy ny teny mendrika. Ary rehefa raikitra ny raharaha, dia tsara ho azy ireo tokoa ny mampiseho fahatsoram-po eo anatrehan’I Allah.
22فَهَلْ عَسَيْتُمْ إِن تَوَلَّيْتُمْ أَن تُفْسِدُوا فِي الْأَرْضِ وَتُقَطِّعُوا أَرْحَامَكُمْ
Moa va raha mitsipaka ianareo, dia tsy ahiana hampiely fanimbana ety an-tany, sy hanapaka ny fihavanana amin’ireo mpiray tampo aminareo ?
23أُولَٰئِكَ الَّذِينَ لَعَنَهُمُ اللَّهُ فَأَصَمَّهُمْ وَأَعْمَىٰ أَبْصَارَهُمْ
Izy ireny no voahozon’I Allah, sy nataony marenina, ary jamba ihany koa ny fahitàny.
24أَفَلَا يَتَدَبَّرُونَ الْقُرْآنَ أَمْ عَلَىٰ قُلُوبٍ أَقْفَالُهَا
Tsy mandinika ny Koroany va izy ireo ? Sa misy hidiny ny fon'izy ireo ?
MohammadyFizahan-takila Koraña
38Andininy
MedinanRevelation
22Andininy

Fandikana — Mohammady 22

Surah Mohammady Andininy 22 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Moa va raha mitsipaka ianareo, dia tsy ahiana hampiely fanimbana…

Surah Andininy 22/38 — Surah Mohammady محمد (Medinan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah Mohammady Henoy, Surah Mohammady Fandikana, Surah Mohammady mp3, Surah Mohammady pdf. Andininy 20–24. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Monday, September 7, 2026

Don't forget us in your sincere prayers