Mohammady · 23/38
Fandikana Fanononana — Surah Mohammady
أُولَٰئِكَ الَّذِينَ لَعَنَهُمُ اللَّهُ فَأَصَمَّهُمْ وَأَعْمَىٰ أَبْصَارَهُمْ ۝٢٣
Ulaaa`ikal lazeena la`anahumul laahu fa asammahum wa a`maaa absaarahum
📖 Dikany Malagasy
Izy ireny no voahozon’I Allah, sy nataony marenina, ary jamba ihany koa ny fahitàny.

M Mishary Rashid Alafasy ✓
M Mahmoud Khalil Al-Husary ✓
A Abdurrahman As-Sudais ✓
M Mohamed Siddiq Al-Minshawi ✓
A Abdul Basit Abdul Samad ✓
A Ali Al-Hudhaify ✓
A Ahmed ibn Ali al-Ajamy ✓
A Abu Bakr Ash-Shaatree ✓
M Muhammad Ayyoub ✓
A Abdullah Basfar ✓
A Abdullah Al-Juhani ✓
M Maher Al Muaiqly ✓
0:00
0:00


📜 Andininy 21-25 — Surah Mohammady

21طَاعَةٌ وَقَوْلٌ مَّعْرُوفٌ ۚ فَإِذَا عَزَمَ الْأَمْرُ فَلَوْ صَدَقُوا اللَّهَ لَكَانَ خَيْرًا لَّهُمْ
Ny fankatoavana sy ny teny mendrika. Ary rehefa raikitra ny raharaha, dia tsara ho azy ireo tokoa ny mampiseho fahatsoram-po eo anatrehan’I Allah.
22فَهَلْ عَسَيْتُمْ إِن تَوَلَّيْتُمْ أَن تُفْسِدُوا فِي الْأَرْضِ وَتُقَطِّعُوا أَرْحَامَكُمْ
Moa va raha mitsipaka ianareo, dia tsy ahiana hampiely fanimbana ety an-tany, sy hanapaka ny fihavanana amin’ireo mpiray tampo aminareo ?
23أُولَٰئِكَ الَّذِينَ لَعَنَهُمُ اللَّهُ فَأَصَمَّهُمْ وَأَعْمَىٰ أَبْصَارَهُمْ
Izy ireny no voahozon’I Allah, sy nataony marenina, ary jamba ihany koa ny fahitàny.
24أَفَلَا يَتَدَبَّرُونَ الْقُرْآنَ أَمْ عَلَىٰ قُلُوبٍ أَقْفَالُهَا
Tsy mandinika ny Koroany va izy ireo ? Sa misy hidiny ny fon'izy ireo ?
25إِنَّ الَّذِينَ ارْتَدُّوا عَلَىٰ أَدْبَارِهِم مِّن بَعْدِ مَا تَبَيَّنَ لَهُمُ الْهُدَى ۙ الشَّيْطَانُ سَوَّلَ لَهُمْ وَأَمْلَىٰ لَهُمْ
Ireo izay niverin-dalana, rehefa avy naseho taminy ny lalana mahitsy, dia nobaboin’ny devoly ny fony, ary nofitahiny.
MohammadyFizahan-takila Koraña
38Andininy
MedinanRevelation
23Andininy

Fandikana — Mohammady 23

Surah Mohammady Andininy 23 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Izy ireny no voahozon’I Allah, sy nataony marenina, ary jamba…

Surah Andininy 23/38 — Surah Mohammady محمد (Medinan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah Mohammady Henoy, Surah Mohammady Fandikana, Surah Mohammady mp3, Surah Mohammady pdf. Andininy 21–25. Dikany Malagasy: Kiswahili.





Koraña Masina


Monday, September 28, 2026

Don't forget us in your sincere prayers