Mohammady · 29/38
Fandikana Fanononana — Surah Mohammady
أَمْ حَسِبَ الَّذِينَ فِي قُلُوبِهِم مَّرَضٌ أَن لَّن يُخْرِجَ اللَّهُ أَضْغَانَهُمْ ۝٢٩
Am hasibal lazeena fee quloobihim maradun al lan yukhrijal laahu adghaanahum
📖 Dikany Malagasy
Sa mihevitra ireo olona manana areti-po, fa tsy halala hampibaribary ny fankahalan’izy ireo mihitsy Allah ?

M Mishary Rashid Alafasy ✓
M Mahmoud Khalil Al-Husary ✓
A Abdurrahman As-Sudais ✓
M Mohamed Siddiq Al-Minshawi ✓
A Abdul Basit Abdul Samad ✓
A Ali Al-Hudhaify ✓
A Ahmed ibn Ali al-Ajamy ✓
A Abu Bakr Ash-Shaatree ✓
M Muhammad Ayyoub ✓
A Abdullah Basfar ✓
A Abdullah Al-Juhani ✓
M Maher Al Muaiqly ✓
0:00
0:00


📜 Andininy 27-31 — Surah Mohammady

27فَكَيْفَ إِذَا تَوَفَّتْهُمُ الْمَلَائِكَةُ يَضْرِبُونَ وُجُوهَهُمْ وَأَدْبَارَهُمْ
Inona no ahazo azy ireo rehefa hamono azy ireo ny Anjely, ka hikapoka azy avy eo anoloany sy avy ao an-damosiny ?
28ذَٰلِكَ بِأَنَّهُمُ اتَّبَعُوا مَا أَسْخَطَ اللَّهَ وَكَرِهُوا رِضْوَانَهُ فَأَحْبَطَ أَعْمَالَهُمْ
Satria nanaraka izay nahatezitra an’I Allah izy ireo, sady nankahala ny fankasitrahany, dia nataony very maina ny asan’izy ireo.
29أَمْ حَسِبَ الَّذِينَ فِي قُلُوبِهِم مَّرَضٌ أَن لَّن يُخْرِجَ اللَّهُ أَضْغَانَهُمْ
Sa mihevitra ireo olona manana areti-po, fa tsy halala hampibaribary ny fankahalan’izy ireo mihitsy Allah ?
30وَلَوْ نَشَاءُ لَأَرَيْنَاكَهُمْ فَلَعَرَفْتَهُم بِسِيمَاهُمْ ۚ وَلَتَعْرِفَنَّهُمْ فِي لَحْنِ الْقَوْلِ ۚ وَاللَّهُ يَعْلَمُ أَعْمَالَكُمْ
Kanefa raha ny tianay, dia ho nampisehoinay taminao izany. Fantatrao tamin’ny endriny tokoa izy ireo, ary tsy maintsy fantatrao tamin’ny fomba fiteniny ihany koa. Eny; fantatr’I Allah izay ataonareo.
31وَلَنَبْلُوَنَّكُمْ حَتَّىٰ نَعْلَمَ الْمُجَاهِدِينَ مِنكُمْ وَالصَّابِرِينَ وَنَبْلُوَ أَخْبَارَكُمْ
Hampisedrainay tokoa ianareo mba hanavahanay ireo izay miady sy miaritra (nohon'ny anton’i Allah), ary hampihariharianay ny vaovao avy aminareo.
MohammadyFizahan-takila Koraña
38Andininy
MedinanRevelation
29Andininy

Fandikana — Mohammady 29

Surah Mohammady Andininy 29 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Sa mihevitra ireo olona manana areti-po, fa tsy halala hampibaribary…

Surah Andininy 29/38 — Surah Mohammady محمد (Medinan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah Mohammady Henoy, Surah Mohammady Fandikana, Surah Mohammady mp3, Surah Mohammady pdf. Andininy 27–31. Dikany Malagasy: Kiswahili.





Koraña Masina


Monday, September 28, 2026

Don't forget us in your sincere prayers