Mohammady · 28/38
Fandikana Fanononana — Mohammady
ذَٰلِكَ بِأَنَّهُمُ اتَّبَعُوا مَا أَسْخَطَ اللَّهَ وَكَرِهُوا رِضْوَانَهُ فَأَحْبَطَ أَعْمَالَهُمْ ۝٢٨
Zaalika bi annahumut taba`oo maaa askhatal laaha wa karihoo ridwaanahoo fa ahbata a`maalahum
📖 Dikany Malagasy
Satria nanaraka izay nahatezitra an’I Allah izy ireo, sady nankahala ny fankasitrahany, dia nataony very maina ny asan’izy ireo.
🎧 Henoy

📜 Andininy 26-30 — Mohammady

26ذَٰلِكَ بِأَنَّهُمْ قَالُوا لِلَّذِينَ كَرِهُوا مَا نَزَّلَ اللَّهُ سَنُطِيعُكُمْ فِي بَعْضِ الْأَمْرِ ۖ وَاللَّهُ يَعْلَمُ إِسْرَارَهُمْ
Satria notenenin’izy ireo tamin’ireo nankahala ny fanambaran’I Allah hoe : “Hankato anareo amin’ny zavatra sasantsasany izahay.” Fantatr’I Allah anefa izay afenin’izy ireo.
27فَكَيْفَ إِذَا تَوَفَّتْهُمُ الْمَلَائِكَةُ يَضْرِبُونَ وُجُوهَهُمْ وَأَدْبَارَهُمْ
Inona no ahazo azy ireo rehefa hamono azy ireo ny Anjely, ka hikapoka azy avy eo anoloany sy avy ao an-damosiny ?
28ذَٰلِكَ بِأَنَّهُمُ اتَّبَعُوا مَا أَسْخَطَ اللَّهَ وَكَرِهُوا رِضْوَانَهُ فَأَحْبَطَ أَعْمَالَهُمْ
Satria nanaraka izay nahatezitra an’I Allah izy ireo, sady nankahala ny fankasitrahany, dia nataony very maina ny asan’izy ireo.
29أَمْ حَسِبَ الَّذِينَ فِي قُلُوبِهِم مَّرَضٌ أَن لَّن يُخْرِجَ اللَّهُ أَضْغَانَهُمْ
Sa mihevitra ireo olona manana areti-po, fa tsy halala hampibaribary ny fankahalan’izy ireo mihitsy Allah ?
30وَلَوْ نَشَاءُ لَأَرَيْنَاكَهُمْ فَلَعَرَفْتَهُم بِسِيمَاهُمْ ۚ وَلَتَعْرِفَنَّهُمْ فِي لَحْنِ الْقَوْلِ ۚ وَاللَّهُ يَعْلَمُ أَعْمَالَكُمْ
Kanefa raha ny tianay, dia ho nampisehoinay taminao izany. Fantatrao tamin’ny endriny tokoa izy ireo, ary tsy maintsy fantatrao tamin’ny fomba fiteniny ihany koa. Eny; fantatr’I Allah izay ataonareo.
MohammadyFizahan-takila Koraña
38Andininy
MedinanRevelation
28Andininy

Fandikana — Mohammady 28

Surah Mohammady Andininy 28 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Satria nanaraka izay nahatezitra an’I Allah izy ireo, sady nankahala…

Surah Andininy 28/38 — Mohammady محمد (Medinan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Mohammady Henoy, Mohammady Fandikana, Mohammady mp3, Mohammady pdf. Andininy 26–30. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, August 18, 2026

Don't forget us in your sincere prayers