Al-Qamar · 51/55
Fandikana Fanononana — Al-Qamar
وَلَقَدْ أَهْلَكْنَا أَشْيَاعَكُمْ فَهَلْ مِن مُّدَّكِرٍ ۝٥١
Wa laqad ahlaknaaa ashyaa`akum fahal mim muddakir
📖 Dikany Malagasy
Nandringana vahoaka mitovy aminareo tokoa Izahay. Misy mba mahatsiaro izany va ?
🎧 Henoy

📜 Andininy 49-53 — Al-Qamar

49إِنَّا كُلَّ شَيْءٍ خَلَقْنَاهُ بِقَدَرٍ
Nahary ny zavatra rehetra amin’ny antony Izahay.
50وَمَا أَمْرُنَا إِلَّا وَاحِدَةٌ كَلَمْحٍ بِالْبَصَرِ
Ary tokana ihany ny baikonay toy ny indray mipi-maso.
51وَلَقَدْ أَهْلَكْنَا أَشْيَاعَكُمْ فَهَلْ مِن مُّدَّكِرٍ
Nandringana vahoaka mitovy aminareo tokoa Izahay. Misy mba mahatsiaro izany va ?
52وَكُلُّ شَيْءٍ فَعَلُوهُ فِي الزُّبُرِ
Ary voasoratra ao amin’ny Boky avokoa izay nataon’izy ireo.
53وَكُلُّ صَغِيرٍ وَكَبِيرٍ مُّسْتَطَرٌ
Ka voatahiry avokoa ny zava-nitranga na kely na lehibe.
Al-QamarFizahan-takila Koraña
55Andininy
MeccanRevelation
51Andininy

Fandikana — Al-Qamar 51

Surah Al-Qamar Andininy 51 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Nandringana vahoaka mitovy aminareo tokoa Izahay. Misy mba mahatsiaro izany…

Surah Andininy 51/55 — Al-Qamar القمر (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Al-Qamar Henoy, Al-Qamar Fandikana, Al-Qamar mp3, Al-Qamar pdf. Andininy 49–53. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, August 18, 2026

Don't forget us in your sincere prayers