Al-Waqi'ah · 75/96
Fandikana Fanononana — Surah Al-Waqi'ah
۞ فَلَا أُقْسِمُ بِمَوَاقِعِ النُّجُومِ ۝٧٥
Falaa uqsimu bimaawaa qi`innujoom
📖 Dikany Malagasy
Tsia ! Mianiana amin’ny alalan’ny toeran’ireo kintana eny amin’ny habakabaka Aho.

M Mishary Rashid Alafasy ✓
M Mahmoud Khalil Al-Husary ✓
A Abdurrahman As-Sudais ✓
M Mohamed Siddiq Al-Minshawi ✓
A Abdul Basit Abdul Samad ✓
A Ali Al-Hudhaify ✓
A Ahmed ibn Ali al-Ajamy ✓
A Abu Bakr Ash-Shaatree ✓
M Muhammad Ayyoub ✓
A Abdullah Basfar ✓
A Abdullah Al-Juhani ✓
M Maher Al Muaiqly ✓
0:00
0:00


📜 Andininy 73-77 — Surah Al-Waqi'ah

73نَحْنُ جَعَلْنَاهَا تَذْكِرَةً وَمَتَاعًا لِّلْمُقْوِينَ
Nataonay ho fampahatsiarovana izany, sy ho fitaovana ilain’izay mila azy.
74فَسَبِّحْ بِاسْمِ رَبِّكَ الْعَظِيمِ
Koa ankalazao àry ny Anaran’ny Tomponao, ilay Lehibe indrindra !
75۞ فَلَا أُقْسِمُ بِمَوَاقِعِ النُّجُومِ
Tsia ! Mianiana amin’ny alalan’ny toeran’ireo kintana eny amin’ny habakabaka Aho.
76وَإِنَّهُ لَقَسَمٌ لَّوْ تَعْلَمُونَ عَظِيمٌ
Fa tena fianianana lehibe izany, raha mba fantatrareo mantsy.
77إِنَّهُ لَقُرْآنٌ كَرِيمٌ
Ary tena Koroany mendrika.
Al-Waqi'ahFizahan-takila Koraña
96Andininy
MeccanRevelation
75Andininy

Fandikana — Al-Waqi'ah 75

Surah Al-Waqi'ah Andininy 75 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Tsia ! Mianiana amin’ny alalan’ny toeran’ireo kintana eny amin’ny habakabaka…

Surah Andininy 75/96 — Surah Al-Waqi'ah الواقعة (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah Al-Waqi'ah Henoy, Surah Al-Waqi'ah Fandikana, Surah Al-Waqi'ah mp3, Surah Al-Waqi'ah pdf. Andininy 73–77. Dikany Malagasy: Kiswahili.





Koraña Masina


Tuesday, September 29, 2026

Don't forget us in your sincere prayers