Al-Waqi'ah · 74/96
Fandikana Fanononana — Al-Waqi'ah
فَسَبِّحْ بِاسْمِ رَبِّكَ الْعَظِيمِ ۝٧٤
Fasabbih bismi Rabbikal `azeem
📖 Dikany Malagasy
Koa ankalazao àry ny Anaran’ny Tomponao, ilay Lehibe indrindra !
🎧 Henoy

📜 Andininy 72-76 — Al-Waqi'ah

72أَأَنتُمْ أَنشَأْتُمْ شَجَرَتَهَا أَمْ نَحْنُ الْمُنشِئُونَ
Ianareo va no nahary ny hazo sa Izahay no Mpahary ?
73نَحْنُ جَعَلْنَاهَا تَذْكِرَةً وَمَتَاعًا لِّلْمُقْوِينَ
Nataonay ho fampahatsiarovana izany, sy ho fitaovana ilain’izay mila azy.
74فَسَبِّحْ بِاسْمِ رَبِّكَ الْعَظِيمِ
Koa ankalazao àry ny Anaran’ny Tomponao, ilay Lehibe indrindra !
75۞ فَلَا أُقْسِمُ بِمَوَاقِعِ النُّجُومِ
Tsia ! Mianiana amin’ny alalan’ny toeran’ireo kintana eny amin’ny habakabaka Aho.
76وَإِنَّهُ لَقَسَمٌ لَّوْ تَعْلَمُونَ عَظِيمٌ
Fa tena fianianana lehibe izany, raha mba fantatrareo mantsy.
Al-Waqi'ahFizahan-takila Koraña
96Andininy
MeccanRevelation
74Andininy

Fandikana — Al-Waqi'ah 74

Surah Al-Waqi'ah Andininy 74 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Koa ankalazao àry ny Anaran’ny Tomponao, ilay Lehibe indrindra !

Surah Andininy 74/96 — Al-Waqi'ah الواقعة (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Al-Waqi'ah Henoy, Al-Waqi'ah Fandikana, Al-Waqi'ah mp3, Al-Waqi'ah pdf. Andininy 72–76. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, August 18, 2026

Don't forget us in your sincere prayers