Al-Hadid · 1/29
Fandikana Fanononana — Surah Al-Hadid
سَبَّحَ لِلَّهِ مَا فِي السَّمَاوَاتِ وَالْأَرْضِ ۖ وَهُوَ الْعَزِيزُ الْحَكِيمُ ۝١
Sabbaha lillaahi maa fissamaawaati wal ardi wa Huwal `Azeezul Hakeem
📖 Dikany Malagasy
Manome voninahitra an’IAllah, izay rehetra any an-danitra sy ety an-tany. Ary Izy no ilay tsitoha, ilay be Fahendrena.

M Mishary Rashid Alafasy ✓
M Mahmoud Khalil Al-Husary ✓
A Abdurrahman As-Sudais ✓
M Mohamed Siddiq Al-Minshawi ✓
A Abdul Basit Abdul Samad ✓
A Ali Al-Hudhaify ✓
A Ahmed ibn Ali al-Ajamy ✓
A Abu Bakr Ash-Shaatree ✓
M Muhammad Ayyoub ✓
A Abdullah Basfar ✓
A Abdullah Al-Juhani ✓
M Maher Al Muaiqly ✓
0:00
0:00


📜 Andininy 1-3 — Surah Al-Hadid

1سَبَّحَ لِلَّهِ مَا فِي السَّمَاوَاتِ وَالْأَرْضِ ۖ وَهُوَ الْعَزِيزُ الْحَكِيمُ
Manome voninahitra an’IAllah, izay rehetra any an-danitra sy ety an-tany. Ary Izy no ilay tsitoha, ilay be Fahendrena.
2لَهُ مُلْكُ السَّمَاوَاتِ وَالْأَرْضِ ۖ يُحْيِي وَيُمِيتُ ۖ وَهُوَ عَلَىٰ كُلِّ شَيْءٍ قَدِيرٌ
Azy ny fanjakan’ny lanitra sy ny tany. Izy no mamelona, ary no mamono, fa mahefa ny zava-drehetra Izy.
3هُوَ الْأَوَّلُ وَالْآخِرُ وَالظَّاهِرُ وَالْبَاطِنُ ۖ وَهُوَ بِكُلِّ شَيْءٍ عَلِيمٌ
Izy no ilay voalohany sy ilay farany, ilay miseho sy ilay miafina. Mahafantatra ny zava-drehetra tokoa Izy.
Al-HadidFizahan-takila Koraña
29Andininy
MedinanRevelation
1Andininy

Fandikana — Al-Hadid 1

Surah Al-Hadid Andininy 1 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Manome voninahitra an’IAllah, izay rehetra any an-danitra sy ety an-tany.…

Surah Andininy 1/29 — Surah Al-Hadid الحديد (Medinan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah Al-Hadid Henoy, Surah Al-Hadid Fandikana, Surah Al-Hadid mp3, Surah Al-Hadid pdf. Andininy 1–3. Dikany Malagasy: Kiswahili.





Koraña Masina


Monday, September 28, 2026

Don't forget us in your sincere prayers