Al-An'am · 100/165
Fandikana Fanononana — Al-An'am
وَجَعَلُوا لِلَّهِ شُرَكَاءَ الْجِنَّ وَخَلَقَهُمْ ۖ وَخَرَقُوا لَهُ بَنِينَ وَبَنَاتٍ بِغَيْرِ عِلْمٍ ۚ سُبْحَانَهُ وَتَعَالَىٰ عَمَّا يَصِفُونَ ۝١٠٠
Wa ja`aloo lillaahi shurakaaa`al jinna wa khalaqa hum wa kharaqoo lahoo baneena wa banaatim bighairi `ilm Subhaanahoo wa Ta`aalaa `amma yasifoon
📖 Dikany Malagasy
Ary nataon’izy ireo ny Djiny ho mpikambana amin’i Allah, nefa Izy no Nahary azy ireo. Ary namorona zazalahy sy zazavavy ho Azy izy ireo nohon'ny tsy fahalalana. Voninahitra sy Laza ho Azy ! Ambony lavitra Izy noho ny toetra hamaritan’izy ireo Azy.
🎧 Henoy

📜 Andininy 98-102 — Al-An'am

98وَهُوَ الَّذِي أَنشَأَكُم مِّن نَّفْسٍ وَاحِدَةٍ فَمُسْتَقَرٌّ وَمُسْتَوْدَعٌ ۗ قَدْ فَصَّلْنَا الْآيَاتِ لِقَوْمٍ يَفْقَهُونَ
Ary Izy no Nahary anareo avy amin’ny vatana iray (Adam). Ary nametraka toerana maharitra ho anareo Izy (eto an-tany na ao am-bohoka) ary koa toerana (fitehirizana). Efa nasehonay amin’ny an-tsipiriany ireo famantarana ho an’ireo vahoaka mahatakatra.
99وَهُوَ الَّذِي أَنزَلَ مِنَ السَّمَاءِ مَاءً فَأَخْرَجْنَا بِهِ نَبَاتَ كُلِّ شَيْءٍ فَأَخْرَجْنَا مِنْهُ خَضِرًا نُّخْرِجُ مِنْهُ حَبًّا مُّتَرَاكِبًا وَمِنَ النَّخْلِ مِن طَلْعِهَا قِنْوَانٌ دَانِيَةٌ وَجَنَّاتٍ مِّنْ أَعْنَابٍ وَالزَّيْتُونَ وَالرُّمَّانَ مُشْتَبِهًا وَغَيْرَ مُتَشَابِهٍ ۗ انظُرُوا إِلَىٰ ثَمَرِهِ إِذَا أَثْمَرَ وَيَنْعِهِ ۚ إِنَّ فِي ذَٰلِكُمْ لَآيَاتٍ لِّقَوْمٍ يُؤْمِنُونَ
Ary Izy no nampidina ny ranon’orana avy any an-danitra. Avy amin’ny alàlan’izany no namoahanay ireo karazan-java-maniry rehetra, ny zava-maitso rehetra, ka namoahanay ireo voa mifanindry sy mifampitaingina ary avy amin’ny hazon’atrendry dia ireo sampan’atrendry miraviravy. Ary ireo zaridaim-boaloboka sy ny oliva ary ny apongamben-danitra mitovitovy na samihafa, jereo ny voankazony rehefa mamoha sy ny fahamasahany. Izany dia tena famantarana ho an’ireo vahoaka izay mino.
100وَجَعَلُوا لِلَّهِ شُرَكَاءَ الْجِنَّ وَخَلَقَهُمْ ۖ وَخَرَقُوا لَهُ بَنِينَ وَبَنَاتٍ بِغَيْرِ عِلْمٍ ۚ سُبْحَانَهُ وَتَعَالَىٰ عَمَّا يَصِفُونَ
Ary nataon’izy ireo ny Djiny ho mpikambana amin’i Allah, nefa Izy no Nahary azy ireo. Ary namorona zazalahy sy zazavavy ho Azy izy ireo nohon'ny tsy fahalalana. Voninahitra sy Laza ho Azy ! Ambony lavitra Izy noho ny toetra hamaritan’izy ireo Azy.
101بَدِيعُ السَّمَاوَاتِ وَالْأَرْضِ ۖ أَنَّىٰ يَكُونُ لَهُ وَلَدٌ وَلَمْ تَكُن لَّهُ صَاحِبَةٌ ۖ وَخَلَقَ كُلَّ شَيْءٍ ۖ وَهُوَ بِكُلِّ شَيْءٍ عَلِيمٌ
Mpamorona ireo lanitra sy ny tany, koa ahoana no ananany zanaka kanefa tsy manana namana vavy Izy ? Ary Izy no Nahary ny zava-drehetra ary Izy no Mahalala ny zava-drehetra.
102ذَٰلِكُمُ اللَّهُ رَبُّكُمْ ۖ لَا إِلَٰهَ إِلَّا هُوَ ۖ خَالِقُ كُلِّ شَيْءٍ فَاعْبُدُوهُ ۚ وَهُوَ عَلَىٰ كُلِّ شَيْءٍ وَكِيلٌ
Izany no Allah Tomponareo ! Tsy misy Zanahary hafa afa-tsy Izy ihany. Mpahary ny zava-drehetra, ka tompoinareo àry Izy. Ary Izy no misahana ny zava-drehetra
Al-An'amFizahan-takila Koraña
165Andininy
MeccanRevelation
100Andininy

Fandikana — Al-An'am 100

Surah Al-An'am Andininy 100 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Ary nataon’izy ireo ny Djiny ho mpikambana amin’i Allah, nefa…

Surah Andininy 100/165 — Al-An'am الأنعام (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Al-An'am Henoy, Al-An'am Fandikana, Al-An'am mp3, Al-An'am pdf. Andininy 98–102. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, August 18, 2026

Don't forget us in your sincere prayers