Al-An'am · 53/165
Fandikana Fanononana — Surah Al-An'am
وَكَذَٰلِكَ فَتَنَّا بَعْضَهُم بِبَعْضٍ لِّيَقُولُوا أَهَٰؤُلَاءِ مَنَّ اللَّهُ عَلَيْهِم مِّن بَيْنِنَا ۗ أَلَيْسَ اللَّهُ بِأَعْلَمَ بِالشَّاكِرِينَ ۝٥٣
Wa kazaalika fatannaa ba`dahum biba`dil liyaqoolooo ahaaa`ulaaa`i mannal laahu `alaihim mim baininaa; alaisal laahu bi-a`lama bish shaakireen
📖 Dikany Malagasy
Ary tahaka izany no nitsapanay ny sasany tamin’izy ireo teo anatrehahan’ny sasany hafa, mba hitenenan’izy ireo hoe : “Izy ireo ve no nosoavin’I Allah teo aminay ?” Moa ve tsy Allah no tena Mahalala ireo mpakasitraka?

🎧 Henoy


📜 Andininy 51-55 — Surah Al-An'am

51وَأَنذِرْ بِهِ الَّذِينَ يَخَافُونَ أَن يُحْشَرُوا إِلَىٰ رَبِّهِمْ ۙ لَيْسَ لَهُم مِّن دُونِهِ وَلِيٌّ وَلَا شَفِيعٌ لَّعَلَّهُمْ يَتَّقُونَ
Ary ampitandremo amin’ny alalan’izany ireo izay matahotra ny havory eo anatrehan’ny Tompony, fa tsy manana mpiahy na mpanelanelana ankoatrany izy ireo. Angamba hanana fatahorana izy ireo.
52وَلَا تَطْرُدِ الَّذِينَ يَدْعُونَ رَبَّهُم بِالْغَدَاةِ وَالْعَشِيِّ يُرِيدُونَ وَجْهَهُ ۖ مَا عَلَيْكَ مِنْ حِسَابِهِم مِّن شَيْءٍ وَمَا مِنْ حِسَابِكَ عَلَيْهِم مِّن شَيْءٍ فَتَطْرُدَهُمْ فَتَكُونَ مِنَ الظَّالِمِينَ
Aza mandroaka ireo izay mitalaho amin’ny Tompony maraina sy hariva, mitady ny tavany izy ireo. Tsy adidinao ny mitsara azy ireo ary tsy adidin’izy ireo koa ny mitsara anao. Koa raha mandroaka azy ireo ianao dia ho anisan’ireo mpanao ny tsy rariny.
53وَكَذَٰلِكَ فَتَنَّا بَعْضَهُم بِبَعْضٍ لِّيَقُولُوا أَهَٰؤُلَاءِ مَنَّ اللَّهُ عَلَيْهِم مِّن بَيْنِنَا ۗ أَلَيْسَ اللَّهُ بِأَعْلَمَ بِالشَّاكِرِينَ
Ary tahaka izany no nitsapanay ny sasany tamin’izy ireo teo anatrehahan’ny sasany hafa, mba hitenenan’izy ireo hoe : “Izy ireo ve no nosoavin’I Allah teo aminay ?” Moa ve tsy Allah no tena Mahalala ireo mpakasitraka?
54وَإِذَا جَاءَكَ الَّذِينَ يُؤْمِنُونَ بِآيَاتِنَا فَقُلْ سَلَامٌ عَلَيْكُمْ ۖ كَتَبَ رَبُّكُمْ عَلَىٰ نَفْسِهِ الرَّحْمَةَ ۖ أَنَّهُ مَنْ عَمِلَ مِنكُمْ سُوءًا بِجَهَالَةٍ ثُمَّ تَابَ مِن بَعْدِهِ وَأَصْلَحَ فَأَنَّهُ غَفُورٌ رَّحِيمٌ
Raha tonga eo aminao ireo mino ny fanambaranay dia teneno hoe : “Fiadanana ho aminareo, nodidian’ny Tomponareo amin’ny Tenany ny famindram-po. Marina tokoa fa izay manao ny ratsy tsy amim-pahalalana aminareo, ka mibebaka izy aorian’izany sy manarina ny tenany, Tena marina fa Izy dia Mpamela heloka sy be Fiantrana.
55وَكَذَٰلِكَ نُفَصِّلُ الْآيَاتِ وَلِتَسْتَبِينَ سَبِيلُ الْمُجْرِمِينَ
Tahaka izany no hanazavanay amin’ny antsipiriany ireo fanambarana mba hiseho mazava ny lalan’ireo mpanao ny heloka.
Al-An'amFizahan-takila Koraña
165Andininy
MeccanRevelation
53Andininy

Fandikana — Al-An'am 53

Surah Al-An'am Andininy 53 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Ary tahaka izany no nitsapanay ny sasany tamin’izy ireo teo…

Surah Andininy 53/165 — Surah Al-An'am الأنعام (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah Al-An'am Henoy, Surah Al-An'am Fandikana, Surah Al-An'am mp3, Surah Al-An'am pdf. Andininy 51–55. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Monday, September 7, 2026

Don't forget us in your sincere prayers