Al-An'am · 55/165
Fandikana Fanononana — Al-An'am
وَكَذَٰلِكَ نُفَصِّلُ الْآيَاتِ وَلِتَسْتَبِينَ سَبِيلُ الْمُجْرِمِينَ ٥٥
Transliteration
Wa kazaalika nufassilul Aayaati wa litastabeena sabeelul mujrimeen
Fandikana (Dikany Malagasy)
📖 Dikany Malagasy
Tahaka izany no hanazavanay amin’ny antsipiriany ireo fanambarana mba hiseho mazava ny lalan’ireo mpanao ny heloka.
Additional reference in Kiswahili
🎧 Henoy
📜 Andininy 53-57 — Al-An'am
53وَكَذَٰلِكَ فَتَنَّا بَعْضَهُم بِبَعْضٍ لِّيَقُولُوا أَهَٰؤُلَاءِ مَنَّ اللَّهُ عَلَيْهِم مِّن بَيْنِنَا ۗ أَلَيْسَ اللَّهُ بِأَعْلَمَ بِالشَّاكِرِينَ
Ary tahaka izany no nitsapanay ny sasany tamin’izy ireo teo anatrehahan’ny sasany hafa, mba hitenenan’izy ireo hoe : “Izy ireo ve no nosoavin’I Allah teo aminay ?” Moa ve tsy Allah no tena Mahalala ireo mpakasitraka?
54وَإِذَا جَاءَكَ الَّذِينَ يُؤْمِنُونَ بِآيَاتِنَا فَقُلْ سَلَامٌ عَلَيْكُمْ ۖ كَتَبَ رَبُّكُمْ عَلَىٰ نَفْسِهِ الرَّحْمَةَ ۖ أَنَّهُ مَنْ عَمِلَ مِنكُمْ سُوءًا بِجَهَالَةٍ ثُمَّ تَابَ مِن بَعْدِهِ وَأَصْلَحَ فَأَنَّهُ غَفُورٌ رَّحِيمٌ
Raha tonga eo aminao ireo mino ny fanambaranay dia teneno hoe : “Fiadanana ho aminareo, nodidian’ny Tomponareo amin’ny Tenany ny famindram-po. Marina tokoa fa izay manao ny ratsy tsy amim-pahalalana aminareo, ka mibebaka izy aorian’izany sy manarina ny tenany, Tena marina fa Izy dia Mpamela heloka sy be Fiantrana.
55وَكَذَٰلِكَ نُفَصِّلُ الْآيَاتِ وَلِتَسْتَبِينَ سَبِيلُ الْمُجْرِمِينَ
Tahaka izany no hanazavanay amin’ny antsipiriany ireo fanambarana mba hiseho mazava ny lalan’ireo mpanao ny heloka.
56قُلْ إِنِّي نُهِيتُ أَنْ أَعْبُدَ الَّذِينَ تَدْعُونَ مِن دُونِ اللَّهِ ۚ قُل لَّا أَتَّبِعُ أَهْوَاءَكُمْ ۙ قَدْ ضَلَلْتُ إِذًا وَمَا أَنَا مِنَ الْمُهْتَدِينَ
Teneno hoe : “Tena norarana aho mba tsy hanompo ireo izay italahoanareo ankoatr’I Allah”. Teneno hoe : “Izaho dia tsy mba hanaraka ny hetahetam-ponareo; Tena very aho raha manaraka izany ary tsy ho anisan’ireo mpanaraka ny lala-mahitsy aho”.
57قُلْ إِنِّي عَلَىٰ بَيِّنَةٍ مِّن رَّبِّي وَكَذَّبْتُم بِهِ ۚ مَا عِندِي مَا تَسْتَعْجِلُونَ بِهِ ۚ إِنِ الْحُكْمُ إِلَّا لِلَّهِ ۖ يَقُصُّ الْحَقَّ ۖ وَهُوَ خَيْرُ الْفَاصِلِينَ
Teneno hoe : “Izaho dia miankina amin’ny porofo mazava avy amin’ny Tompoko, ianareo anefa nilaza izany ho lainga. Tsy ananako izay tadiavinareo ho hafangainina; tsy an’iza ny fitsarana afa-tsy an’I Allah, Izy no manapaka ny marina ary Izy no Mpitsara mendrika indrindra.
Al-An'amFizahan-takila Koraña
165Andininy
MeccanRevelation
55Andininy
Fandikana — Al-An'am 55
Surah Al-An'am Andininy 55 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Tahaka izany no hanazavanay amin’ny antsipiriany ireo fanambarana mba hiseho…Surah Andininy 55/165 — Al-An'am الأنعام (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Al-An'am Henoy, Al-An'am Fandikana, Al-An'am mp3, Al-An'am pdf. Andininy 53–57. Dikany Malagasy: Kiswahili.
العربية
English
Bahasa Indonesia
Türkçe
Русский
فارسی
Français
اردو
বাংলা
Deutsch
Español
中文
हिन्दी
Português
Italiano
ภาษาไทย
Polski
Nederlands
Shqip
Kiswahili
O'zbek
தமிழ்
Melayu
Bosanski
Soomaali
Azərbaycan
کوردی
한국어
日本語
Svenska
Dansk
Norsk
پښتو
മലയാളം
සිංහල
Tamazight
Hausa
አማርኛ
Български
Тоҷикӣ
Қазақша
Filipino
سنڌي
Yorùbá
Fulfulde
Татарча
ئۇيغۇرچە
Кыргызча
ਪੰਜਾਬੀ
Jawa
తెలుగు
မြန်မာ
ગુજરાતી
Oromo
मराठी
Tiếng Việt
Malagasy
Нохчийн
Wolof
ދިވެހި
ಕನ್ನಡ
Українська
Ελληνικά
ქართული
ខ្មែរ
دری
Qafar af
Maranao
नेपाली
Koraña Masina
Tuesday, August 18, 2026
Don't forget us in your sincere prayers








