Al-Qalam · 2/52
Fandikana Fanononana — Surah Al-Qalam
مَا أَنتَ بِنِعْمَةِ رَبِّكَ بِمَجْنُونٍ ۝٢
Maa anta bini`mati Rabbika bimajnoon
📖 Dikany Malagasy
Fa tsy adala akory ianao nohon'ny fahasoavan'i Tomponao.

🎧 Henoy


📜 Andininy 1-4 — Surah Al-Qalam

1ن ۚ وَالْقَلَمِ وَمَا يَسْطُرُونَ
Noun; Mianiana amin'ny penina sy izay nosoratan'izy ireo aho !
2مَا أَنتَ بِنِعْمَةِ رَبِّكَ بِمَجْنُونٍ
Fa tsy adala akory ianao nohon'ny fahasoavan'i Tomponao.
3وَإِنَّ لَكَ لَأَجْرًا غَيْرَ مَمْنُونٍ
Ary hamafisina fa hisy valisoa tsy hitsahatra mihitsy ho anao.
4وَإِنَّكَ لَعَلَىٰ خُلُقٍ عَظِيمٍ
Hamafisina fa ianao dia ambony toetra mendrika tokoa.
Al-QalamFizahan-takila Koraña
52Andininy
MeccanRevelation
2Andininy

Fandikana — Al-Qalam 2

Surah Al-Qalam Andininy 2 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Fa tsy adala akory ianao nohon'ny fahasoavan'i Tomponao.

Surah Andininy 2/52 — Surah Al-Qalam القلم (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah Al-Qalam Henoy, Surah Al-Qalam Fandikana, Surah Al-Qalam mp3, Surah Al-Qalam pdf. Andininy 1–4. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, September 8, 2026

Don't forget us in your sincere prayers