Al-Qalam · 3/52
Fandikana Fanononana — Surah Al-Qalam
وَإِنَّ لَكَ لَأَجْرًا غَيْرَ مَمْنُونٍ ۝٣
Wa inna laka la ajran ghaira mamnoon
📖 Dikany Malagasy
Ary hamafisina fa hisy valisoa tsy hitsahatra mihitsy ho anao.

🎧 Henoy


📜 Andininy 1-5 — Surah Al-Qalam

1ن ۚ وَالْقَلَمِ وَمَا يَسْطُرُونَ
Noun; Mianiana amin'ny penina sy izay nosoratan'izy ireo aho !
2مَا أَنتَ بِنِعْمَةِ رَبِّكَ بِمَجْنُونٍ
Fa tsy adala akory ianao nohon'ny fahasoavan'i Tomponao.
3وَإِنَّ لَكَ لَأَجْرًا غَيْرَ مَمْنُونٍ
Ary hamafisina fa hisy valisoa tsy hitsahatra mihitsy ho anao.
4وَإِنَّكَ لَعَلَىٰ خُلُقٍ عَظِيمٍ
Hamafisina fa ianao dia ambony toetra mendrika tokoa.
5فَسَتُبْصِرُ وَيُبْصِرُونَ
Ho hitanao ary ho hitan'izy ireo ihany koa.
Al-QalamFizahan-takila Koraña
52Andininy
MeccanRevelation
3Andininy

Fandikana — Al-Qalam 3

Surah Al-Qalam Andininy 3 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Ary hamafisina fa hisy valisoa tsy hitsahatra mihitsy ho anao.

Surah Andininy 3/52 — Surah Al-Qalam القلم (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah Al-Qalam Henoy, Surah Al-Qalam Fandikana, Surah Al-Qalam mp3, Surah Al-Qalam pdf. Andininy 1–5. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Monday, September 7, 2026

Don't forget us in your sincere prayers