Al-Qalam · 43/52
Fandikana Fanononana — Al-Qalam
خَاشِعَةً أَبْصَارُهُمْ تَرْهَقُهُمْ ذِلَّةٌ ۖ وَقَدْ كَانُوا يُدْعَوْنَ إِلَى السُّجُودِ وَهُمْ سَالِمُونَ ۝٤٣
Khaashi`atan absaaruhum tarhaquhum zillatunw wa qad kaanoo yud`awna ilassujoodi wa hum saalimoon
📖 Dikany Malagasy
Dia hiondrika ny fijerin'izy ireo, ary hanarona azy ny fahafaham-baraka, kanefa dia nantsoina ho amin'ny fiankohofana izy ireo tamin'ny fotoana nahasalama azy ireo.

🎧 Henoy


📜 Andininy 41-45 — Al-Qalam

41أَمْ لَهُمْ شُرَكَاءُ فَلْيَأْتُوا بِشُرَكَائِهِمْ إِن كَانُوا صَادِقِينَ
Na koa manana mpiray antoka va izy ireo ? Aoka ary ho entin'izy ireo izany, raha tena mpilaza ny marina izy ireo !
42يَوْمَ يُكْشَفُ عَن سَاقٍ وَيُدْعَوْنَ إِلَى السُّجُودِ فَلَا يَسْتَطِيعُونَ
Amin'ny andro hiatrehan'izy ireo ny zavatra mampihorohoro, ka hiantsoana azy ireo amin'ny fiankohofana, kanefa tsy afaka hanao izany intsony izy ireo.
43خَاشِعَةً أَبْصَارُهُمْ تَرْهَقُهُمْ ذِلَّةٌ ۖ وَقَدْ كَانُوا يُدْعَوْنَ إِلَى السُّجُودِ وَهُمْ سَالِمُونَ
Dia hiondrika ny fijerin'izy ireo, ary hanarona azy ny fahafaham-baraka, kanefa dia nantsoina ho amin'ny fiankohofana izy ireo tamin'ny fotoana nahasalama azy ireo.
44فَذَرْنِي وَمَن يُكَذِّبُ بِهَٰذَا الْحَدِيثِ ۖ سَنَسْتَدْرِجُهُم مِّنْ حَيْثُ لَا يَعْلَمُونَ
Avelao ary aho hiaraka amin'izay miampanga ity lahateny ity ho lainga, fa ho entinay miandalana amin'izay tsy fantany izy ireo !
45وَأُمْلِي لَهُمْ ۚ إِنَّ كَيْدِي مَتِينٌ
Ka omeko fe-potoana izy ireo fa tena azo antoka tokoa ny tetiko !
Al-QalamFizahan-takila Koraña
52Andininy
MeccanRevelation
43Andininy

Fandikana — Al-Qalam 43

Surah Al-Qalam Andininy 43 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Dia hiondrika ny fijerin'izy ireo, ary hanarona azy ny fahafaham-baraka,…

Surah Andininy 43/52 — Al-Qalam القلم (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Al-Qalam Henoy, Al-Qalam Fandikana, Al-Qalam mp3, Al-Qalam pdf. Andininy 41–45. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, August 18, 2026

Don't forget us in your sincere prayers