Al-Muddaththir · 52/56
Fandikana Fanononana — Surah Al-Muddaththir
بَلْ يُرِيدُ كُلُّ امْرِئٍ مِّنْهُمْ أَن يُؤْتَىٰ صُحُفًا مُّنَشَّرَةً ۝٥٢
Bal yureedu kullum ri`im minhum any yu`taa suhufam munashsharah
📖 Dikany Malagasy
Satrin'ny olona tsirairay amin'izy ireo ny hitondrana ireo taratasy efa mivelatra.

🎧 Henoy


📜 Andininy 50-54 — Surah Al-Muddaththir

50كَأَنَّهُمْ حُمُرٌ مُّسْتَنفِرَةٌ
Toy ny apondra-dia matahotra izy ireo.
51فَرَّتْ مِن قَسْوَرَةٍ
Mandositra eo anatrehan'ny liona.
52بَلْ يُرِيدُ كُلُّ امْرِئٍ مِّنْهُمْ أَن يُؤْتَىٰ صُحُفًا مُّنَشَّرَةً
Satrin'ny olona tsirairay amin'izy ireo ny hitondrana ireo taratasy efa mivelatra.
53كَلَّا ۖ بَل لَّا يَخَافُونَ الْآخِرَةَ
Tsia ! Satria tsy matahotra ny any ankoatra izy ireo.
54كَلَّا إِنَّهُ تَذْكِرَةٌ
Tsia ! Tena fampatsiarovana tokoa ity.
Al-MuddaththirFizahan-takila Koraña
56Andininy
MeccanRevelation
52Andininy

Fandikana — Al-Muddaththir 52

Surah Al-Muddaththir Andininy 52 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Satrin'ny olona tsirairay amin'izy ireo ny hitondrana ireo taratasy efa…

Surah Andininy 52/56 — Surah Al-Muddaththir المدثر (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah Al-Muddaththir Henoy, Surah Al-Muddaththir Fandikana, Surah Al-Muddaththir mp3, Surah Al-Muddaththir pdf. Andininy 50–54. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Monday, September 7, 2026

Don't forget us in your sincere prayers