Al-Muddaththir · 53/56
Fandikana Fanononana — Al-Muddaththir
كَلَّا ۖ بَل لَّا يَخَافُونَ الْآخِرَةَ ۝٥٣
Kallaa bal laa yakhaafoonal aakhirah
📖 Dikany Malagasy
Tsia ! Satria tsy matahotra ny any ankoatra izy ireo.
🎧 Henoy

📜 Andininy 51-55 — Al-Muddaththir

51فَرَّتْ مِن قَسْوَرَةٍ
Mandositra eo anatrehan'ny liona.
52بَلْ يُرِيدُ كُلُّ امْرِئٍ مِّنْهُمْ أَن يُؤْتَىٰ صُحُفًا مُّنَشَّرَةً
Satrin'ny olona tsirairay amin'izy ireo ny hitondrana ireo taratasy efa mivelatra.
53كَلَّا ۖ بَل لَّا يَخَافُونَ الْآخِرَةَ
Tsia ! Satria tsy matahotra ny any ankoatra izy ireo.
54كَلَّا إِنَّهُ تَذْكِرَةٌ
Tsia ! Tena fampatsiarovana tokoa ity.
55فَمَن شَاءَ ذَكَرَهُ
ka izay maniry izany dia hahatsiaro.
Al-MuddaththirFizahan-takila Koraña
56Andininy
MeccanRevelation
53Andininy

Fandikana — Al-Muddaththir 53

Surah Al-Muddaththir Andininy 53 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Tsia ! Satria tsy matahotra ny any ankoatra izy ireo.

Surah Andininy 53/56 — Al-Muddaththir المدثر (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Al-Muddaththir Henoy, Al-Muddaththir Fandikana, Al-Muddaththir mp3, Al-Muddaththir pdf. Andininy 51–55. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, August 18, 2026

Don't forget us in your sincere prayers