An-Nazi'at · 19/46
Fandikana Fanononana — Surah An-Nazi'at
وَأَهْدِيَكَ إِلَىٰ رَبِّكَ فَتَخْشَىٰ ۝١٩
Wa ahdi yaka ila rabbika fatakh sha
📖 Dikany Malagasy
Ka hotarihiko ho amin'ny fanompoana ny tomponao mba hanampahatahorana Azy ?

M Mishary Rashid Alafasy ✓
M Mahmoud Khalil Al-Husary ✓
A Abdurrahman As-Sudais ✓
M Mohamed Siddiq Al-Minshawi ✓
A Abdul Basit Abdul Samad ✓
A Ali Al-Hudhaify ✓
A Ahmed ibn Ali al-Ajamy ✓
A Abu Bakr Ash-Shaatree ✓
M Muhammad Ayyoub ✓
A Abdullah Basfar ✓
A Abdullah Al-Juhani ✓
M Maher Al Muaiqly ✓
0:00
0:00


📜 Andininy 17-21 — Surah An-Nazi'at

17اذْهَبْ إِلَىٰ فِرْعَوْنَ إِنَّهُ طَغَىٰ
Mandehana ianao any amin'ny Farao, fa raha ny tena marina dia efa mpikomy izy.
18فَقُلْ هَل لَّكَ إِلَىٰ أَن تَزَكَّىٰ
Ary lazao azy hoe: " Manana faniriana hanadio tena ve ianao?
19وَأَهْدِيَكَ إِلَىٰ رَبِّكَ فَتَخْشَىٰ
Ka hotarihiko ho amin'ny fanompoana ny tomponao mba hanampahatahorana Azy ?
20فَأَرَاهُ الْآيَةَ الْكُبْرَىٰ
Ary dia nasehony azy ny famantarana lehibe.
21فَكَذَّبَ وَعَصَىٰ
Nihevitra izany ho lainga anefa izy ka dia tsy nankato,
An-Nazi'atFizahan-takila Koraña
46Andininy
MeccanRevelation
19Andininy

Fandikana — An-Nazi'at 19

Surah An-Nazi'at Andininy 19 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Ka hotarihiko ho amin'ny fanompoana ny tomponao mba hanampahatahorana Azy…

Surah Andininy 19/46 — Surah An-Nazi'at النازعات (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah An-Nazi'at Henoy, Surah An-Nazi'at Fandikana, Surah An-Nazi'at mp3, Surah An-Nazi'at pdf. Andininy 17–21. Dikany Malagasy: Kiswahili.





Koraña Masina


Monday, September 28, 2026

Don't forget us in your sincere prayers