An-Nazi'at · 20/46
Fandikana Fanononana — An-Nazi'at
فَأَرَاهُ الْآيَةَ الْكُبْرَىٰ ۝٢٠
Fa araahul-aayatal kubra
📖 Dikany Malagasy
Ary dia nasehony azy ny famantarana lehibe.
🎧 Henoy

📜 Andininy 18-22 — An-Nazi'at

18فَقُلْ هَل لَّكَ إِلَىٰ أَن تَزَكَّىٰ
Ary lazao azy hoe: " Manana faniriana hanadio tena ve ianao?
19وَأَهْدِيَكَ إِلَىٰ رَبِّكَ فَتَخْشَىٰ
Ka hotarihiko ho amin'ny fanompoana ny tomponao mba hanampahatahorana Azy ?
20فَأَرَاهُ الْآيَةَ الْكُبْرَىٰ
Ary dia nasehony azy ny famantarana lehibe.
21فَكَذَّبَ وَعَصَىٰ
Nihevitra izany ho lainga anefa izy ka dia tsy nankato,
22ثُمَّ أَدْبَرَ يَسْعَىٰ
Fa nihodina nanda ny finoana izy ireo ary lasa faingana nanao ny faharatsiana
An-Nazi'atFizahan-takila Koraña
46Andininy
MeccanRevelation
20Andininy

Fandikana — An-Nazi'at 20

Surah An-Nazi'at Andininy 20 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Ary dia nasehony azy ny famantarana lehibe.

Surah Andininy 20/46 — An-Nazi'at النازعات (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: An-Nazi'at Henoy, An-Nazi'at Fandikana, An-Nazi'at mp3, An-Nazi'at pdf. Andininy 18–22. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, August 18, 2026

Don't forget us in your sincere prayers