An-Nazi'at · 18/46
Fandikana Fanononana — Surah An-Nazi'at
فَقُلْ هَل لَّكَ إِلَىٰ أَن تَزَكَّىٰ ۝١٨
Faqul hal laka ilaa-an tazakka
📖 Dikany Malagasy
Ary lazao azy hoe: " Manana faniriana hanadio tena ve ianao?

M Mishary Rashid Alafasy ✓
M Mahmoud Khalil Al-Husary ✓
A Abdurrahman As-Sudais ✓
M Mohamed Siddiq Al-Minshawi ✓
A Abdul Basit Abdul Samad ✓
A Ali Al-Hudhaify ✓
A Ahmed ibn Ali al-Ajamy ✓
A Abu Bakr Ash-Shaatree ✓
M Muhammad Ayyoub ✓
A Abdullah Basfar ✓
A Abdullah Al-Juhani ✓
M Maher Al Muaiqly ✓
0:00
0:00


📜 Andininy 16-20 — Surah An-Nazi'at

16إِذْ نَادَاهُ رَبُّهُ بِالْوَادِ الْمُقَدَّسِ طُوًى
Tamin'ny niantsoan'ny Tompony azy tao an-dohasaha masin'i To'a?
17اذْهَبْ إِلَىٰ فِرْعَوْنَ إِنَّهُ طَغَىٰ
Mandehana ianao any amin'ny Farao, fa raha ny tena marina dia efa mpikomy izy.
18فَقُلْ هَل لَّكَ إِلَىٰ أَن تَزَكَّىٰ
Ary lazao azy hoe: " Manana faniriana hanadio tena ve ianao?
19وَأَهْدِيَكَ إِلَىٰ رَبِّكَ فَتَخْشَىٰ
Ka hotarihiko ho amin'ny fanompoana ny tomponao mba hanampahatahorana Azy ?
20فَأَرَاهُ الْآيَةَ الْكُبْرَىٰ
Ary dia nasehony azy ny famantarana lehibe.
An-Nazi'atFizahan-takila Koraña
46Andininy
MeccanRevelation
18Andininy

Fandikana — An-Nazi'at 18

Surah An-Nazi'at Andininy 18 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Ary lazao azy hoe: " Manana faniriana hanadio tena ve…

Surah Andininy 18/46 — Surah An-Nazi'at النازعات (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah An-Nazi'at Henoy, Surah An-Nazi'at Fandikana, Surah An-Nazi'at mp3, Surah An-Nazi'at pdf. Andininy 16–20. Dikany Malagasy: Kiswahili.





Koraña Masina


Monday, September 28, 2026

Don't forget us in your sincere prayers