An-Nazi'at · 25/46
Fandikana Fanononana — Surah An-Nazi'at
فَأَخَذَهُ اللَّهُ نَكَالَ الْآخِرَةِ وَالْأُولَىٰ ۝٢٥
Fa-akha zahul laahu nakalal aakhirati wal-oola
📖 Dikany Malagasy
Nohon'izany dia nampiharin'I Allah taminy ny sazy teto an-tany ary homeny koa ny any an-koatra,

M Mishary Rashid Alafasy ✓
M Mahmoud Khalil Al-Husary ✓
A Abdurrahman As-Sudais ✓
M Mohamed Siddiq Al-Minshawi ✓
A Abdul Basit Abdul Samad ✓
A Ali Al-Hudhaify ✓
A Ahmed ibn Ali al-Ajamy ✓
A Abu Bakr Ash-Shaatree ✓
M Muhammad Ayyoub ✓
A Abdullah Basfar ✓
A Abdullah Al-Juhani ✓
M Maher Al Muaiqly ✓
0:00
0:00


📜 Andininy 23-27 — Surah An-Nazi'at

23فَحَشَرَ فَنَادَىٰ
Dia namory ireo olony izy ary nanao fanambarana.
24فَقَالَ أَنَا رَبُّكُمُ الْأَعْلَىٰ
ka nilaza hoe: " Izaho no tomponareo, ilay avo indrindra."
25فَأَخَذَهُ اللَّهُ نَكَالَ الْآخِرَةِ وَالْأُولَىٰ
Nohon'izany dia nampiharin'I Allah taminy ny sazy teto an-tany ary homeny koa ny any an-koatra,
26إِنَّ فِي ذَٰلِكَ لَعِبْرَةً لِّمَن يَخْشَىٰ
Izany toe-javatra izany dia fampieritreretana lehibe tokoa ho an'izay manana fahatahorana an'I Allah.
27أَأَنتُمْ أَشَدُّ خَلْقًا أَمِ السَّمَاءُ ۚ بَنَاهَا
Moa ve ny fahariana anareo dia nanao sarotra tokoa nohon'ny nahariana ny lanitra izay naoriny.
An-Nazi'atFizahan-takila Koraña
46Andininy
MeccanRevelation
25Andininy

Fandikana — An-Nazi'at 25

Surah An-Nazi'at Andininy 25 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Nohon'izany dia nampiharin'I Allah taminy ny sazy teto an-tany ary…

Surah Andininy 25/46 — Surah An-Nazi'at النازعات (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah An-Nazi'at Henoy, Surah An-Nazi'at Fandikana, Surah An-Nazi'at mp3, Surah An-Nazi'at pdf. Andininy 23–27. Dikany Malagasy: Kiswahili.





Koraña Masina


Monday, September 28, 2026

Don't forget us in your sincere prayers