An-Nazi'at · 24/46
Fandikana Fanononana — An-Nazi'at
فَقَالَ أَنَا رَبُّكُمُ الْأَعْلَىٰ ۝٢٤
Faqala ana rabbu kumul-a`laa
📖 Dikany Malagasy
ka nilaza hoe: " Izaho no tomponareo, ilay avo indrindra."
🎧 Henoy

📜 Andininy 22-26 — An-Nazi'at

22ثُمَّ أَدْبَرَ يَسْعَىٰ
Fa nihodina nanda ny finoana izy ireo ary lasa faingana nanao ny faharatsiana
23فَحَشَرَ فَنَادَىٰ
Dia namory ireo olony izy ary nanao fanambarana.
24فَقَالَ أَنَا رَبُّكُمُ الْأَعْلَىٰ
ka nilaza hoe: " Izaho no tomponareo, ilay avo indrindra."
25فَأَخَذَهُ اللَّهُ نَكَالَ الْآخِرَةِ وَالْأُولَىٰ
Nohon'izany dia nampiharin'I Allah taminy ny sazy teto an-tany ary homeny koa ny any an-koatra,
26إِنَّ فِي ذَٰلِكَ لَعِبْرَةً لِّمَن يَخْشَىٰ
Izany toe-javatra izany dia fampieritreretana lehibe tokoa ho an'izay manana fahatahorana an'I Allah.
An-Nazi'atFizahan-takila Koraña
46Andininy
MeccanRevelation
24Andininy

Fandikana — An-Nazi'at 24

Surah An-Nazi'at Andininy 24 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : ka nilaza hoe: " Izaho no tomponareo, ilay avo indrindra."

Surah Andininy 24/46 — An-Nazi'at النازعات (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: An-Nazi'at Henoy, An-Nazi'at Fandikana, An-Nazi'at mp3, An-Nazi'at pdf. Andininy 22–26. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, August 18, 2026

Don't forget us in your sincere prayers