An-Nazi'at · 9/46
Fandikana Fanononana — Surah An-Nazi'at
أَبْصَارُهَا خَاشِعَةٌ ۝٩
Absaa ruhaa khashi`ah
📖 Dikany Malagasy
ary ny fijerin'izy ireo dia hitanondrika,

🎧 Henoy


📜 Andininy 7-11 — Surah An-Nazi'at

7تَتْبَعُهَا الرَّادِفَةُ
hanaraka izany koa ny fidoboky ny anjomara faharoa,
8قُلُوبٌ يَوْمَئِذٍ وَاجِفَةٌ
amin'izay andro izay dia ho feno tebiteby ny fo,
9أَبْصَارُهَا خَاشِعَةٌ
ary ny fijerin'izy ireo dia hitanondrika,
10يَقُولُونَ أَإِنَّا لَمَرْدُودُونَ فِي الْحَافِرَةِ
Hiteny izy ireo hoe: "Ahoana no hiverenantsika ho toy ny teo aloha indray?";
11أَإِذَا كُنَّا عِظَامًا نَّخِرَةً
" Raha toa isika ka ho taolana sy ho vovoka feno fahalovana? "
An-Nazi'atFizahan-takila Koraña
46Andininy
MeccanRevelation
9Andininy

Fandikana — An-Nazi'at 9

Surah An-Nazi'at Andininy 9 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : ary ny fijerin'izy ireo dia hitanondrika,

Surah Andininy 9/46 — Surah An-Nazi'at النازعات (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah An-Nazi'at Henoy, Surah An-Nazi'at Fandikana, Surah An-Nazi'at mp3, Surah An-Nazi'at pdf. Andininy 7–11. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, September 8, 2026

Don't forget us in your sincere prayers