An-Nazi'at · 10/46
Fandikana Fanononana — Surah An-Nazi'at
يَقُولُونَ أَإِنَّا لَمَرْدُودُونَ فِي الْحَافِرَةِ ۝١٠
Ya qoo loona a-inna lamar doo doona fil haafirah
📖 Dikany Malagasy
Hiteny izy ireo hoe: "Ahoana no hiverenantsika ho toy ny teo aloha indray?";

M Mishary Rashid Alafasy ✓
M Mahmoud Khalil Al-Husary ✓
A Abdurrahman As-Sudais ✓
M Mohamed Siddiq Al-Minshawi ✓
A Abdul Basit Abdul Samad ✓
A Ali Al-Hudhaify ✓
A Ahmed ibn Ali al-Ajamy ✓
A Abu Bakr Ash-Shaatree ✓
M Muhammad Ayyoub ✓
A Abdullah Basfar ✓
A Abdullah Al-Juhani ✓
M Maher Al Muaiqly ✓
0:00
0:00


📜 Andininy 8-12 — Surah An-Nazi'at

8قُلُوبٌ يَوْمَئِذٍ وَاجِفَةٌ
amin'izay andro izay dia ho feno tebiteby ny fo,
9أَبْصَارُهَا خَاشِعَةٌ
ary ny fijerin'izy ireo dia hitanondrika,
10يَقُولُونَ أَإِنَّا لَمَرْدُودُونَ فِي الْحَافِرَةِ
Hiteny izy ireo hoe: "Ahoana no hiverenantsika ho toy ny teo aloha indray?";
11أَإِذَا كُنَّا عِظَامًا نَّخِرَةً
" Raha toa isika ka ho taolana sy ho vovoka feno fahalovana? "
12قَالُوا تِلْكَ إِذًا كَرَّةٌ خَاسِرَةٌ
hilaza izy ireo hoe: " Dia ho fiverenana hamono antoka izany "
An-Nazi'atFizahan-takila Koraña
46Andininy
MeccanRevelation
10Andininy

Fandikana — An-Nazi'at 10

Surah An-Nazi'at Andininy 10 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Hiteny izy ireo hoe: "Ahoana no hiverenantsika ho toy ny…

Surah Andininy 10/46 — Surah An-Nazi'at النازعات (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah An-Nazi'at Henoy, Surah An-Nazi'at Fandikana, Surah An-Nazi'at mp3, Surah An-Nazi'at pdf. Andininy 8–12. Dikany Malagasy: Kiswahili.





Koraña Masina


Monday, September 28, 2026

Don't forget us in your sincere prayers