Al-Infitar · 11/19
Fandikana Fanononana — Al-Infitar
كِرَامًا كَاتِبِينَ ۝١١
Kiraaman kaatibeen
📖 Dikany Malagasy
dia ireo anjely mpanoratra be voninahitra.
🎧 Henoy

📜 Andininy 9-13 — Al-Infitar

9كَلَّا بَلْ تُكَذِّبُونَ بِالدِّينِ
Tsia! Indrisy anefa fa nolavinareo ny fisian'ny fitsarana farany.
10وَإِنَّ عَلَيْكُمْ لَحَافِظِينَ
Nefa misy marina ireo mpanara-maso anareo,
11كِرَامًا كَاتِبِينَ
dia ireo anjely mpanoratra be voninahitra.
12يَعْلَمُونَ مَا تَفْعَلُونَ
mahafantatra izay ataonareo.
13إِنَّ الْأَبْرَارَ لَفِي نَعِيمٍ
tena marina, fa ireo izay feno fankatoavana an'I Allah dia ho ao anatin'ny fiadanana tanteraka,
Al-InfitarFizahan-takila Koraña
19Andininy
MeccanRevelation
11Andininy

Fandikana — Al-Infitar 11

Surah Al-Infitar Andininy 11 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : dia ireo anjely mpanoratra be voninahitra.

Surah Andininy 11/19 — Al-Infitar الإنفطار (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Al-Infitar Henoy, Al-Infitar Fandikana, Al-Infitar mp3, Al-Infitar pdf. Andininy 9–13. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, August 18, 2026

Don't forget us in your sincere prayers