Surah Al-Infitar amin'ny teny Arabo sy Malagasy
Vakio ny Surah Al-Infitar miaraka amin'ny fandikana malagasy feno, fanononana ary feo fitononana. Dikan-teny isaky ny andininy. (19 Andininy — مكية). Al-Infitar Henoy, Al-Infitar Fandikana, Al-Infitar mp3, Al-Infitar pdf.Vakio sy Henoy ny Surah Al-Infitar
🎧 Andininy
M
Mishary Rashid Alafasy
✓
Mishary Rashid Alafasy
✓
M
Mahmoud Khalil Al-Husary
✓
Mahmoud Khalil Al-Husary
✓
A
Abdurrahman As-Sudais
✓
Abdurrahman As-Sudais
✓
M
Mohamed Siddiq Al-Minshawi
✓
Mohamed Siddiq Al-Minshawi
✓
A
Abdul Basit Abdul Samad
✓
Abdul Basit Abdul Samad
✓
A
Ali Al-Hudhaify
✓
Ali Al-Hudhaify
✓
A
Ahmed ibn Ali al-Ajamy
✓
Ahmed ibn Ali al-Ajamy
✓
A
Abu Bakr Ash-Shaatree
✓
Abu Bakr Ash-Shaatree
✓
M
Muhammad Ayyoub
✓
Muhammad Ayyoub
✓
A
Abdullah Basfar
✓
Abdullah Basfar
✓
A
Abdullah Al-Juhani
✓
Abdullah Al-Juhani
✓
M
Maher Al Muaiqly
✓
Maher Al Muaiqly
✓
—
x1
وَإِذَا الْبِحَارُ فُجِّرَتْ ٣
📖 Fandikana
Andininy 3
Rehefa hisafotofoto ka ho iray ireo ranomasina,
عَلِمَتْ نَفْسٌ مَّا قَدَّمَتْ وَأَخَّرَتْ ٥
📖 Fandikana
Andininy 5
dia ho fantatra ny fanahy tsirairay avy ny nataony sy izay hiandry azy!
يَا أَيُّهَا الْإِنسَانُ مَا غَرَّكَ بِرَبِّكَ الْكَرِيمِ ٦
📖 Fandikana
Andininy 6
O ry olombelona! Inona loatra no nahavoafitaka anareo ka tsy nankatoavanareo ny Tomponareo feno fahamendrehana?
الَّذِي خَلَقَكَ فَسَوَّاكَ فَعَدَلَكَ ٧
📖 Fandikana
Andininy 7
Izay nahary anao sy nandrafitra anao ho feno ary nanome endrika mirindra ho anao,
فِي أَيِّ صُورَةٍ مَّا شَاءَ رَكَّبَكَ ٨
📖 Fandikana
Andininy 8
Ary tamin'ny endrika isan-karazany araka izay tiany no nandrafetany anao,
كَلَّا بَلْ تُكَذِّبُونَ بِالدِّينِ ٩
📖 Fandikana
Andininy 9
Tsia! Indrisy anefa fa nolavinareo ny fisian'ny fitsarana farany.
وَإِنَّ عَلَيْكُمْ لَحَافِظِينَ ١٠
📖 Fandikana
Andininy 10
Nefa misy marina ireo mpanara-maso anareo,
إِنَّ الْأَبْرَارَ لَفِي نَعِيمٍ ١٣
📖 Fandikana
Andininy 13
tena marina, fa ireo izay feno fankatoavana an'I Allah dia ho ao anatin'ny fiadanana tanteraka,
وَإِنَّ الْفُجَّارَ لَفِي جَحِيمٍ ١٤
📖 Fandikana
Andininy 14
ary ireo mpaniratsira kosa dia ho ao anatin'ny Afo be,
وَمَا هُمْ عَنْهَا بِغَائِبِينَ ١٦
📖 Fandikana
Andininy 16
ary tsy hiala ao mihitsy izy ireo mandrakizay,
وَمَا أَدْرَاكَ مَا يَوْمُ الدِّينِ ١٧
📖 Fandikana
Andininy 17
Moa fantatrao ve ny mikasika izany andro fitsarana izany?
ثُمَّ مَا أَدْرَاكَ مَا يَوْمُ الدِّينِ ١٨
📖 Fandikana
Andininy 18
Moa tsy fantatrao ve ny mikasika izany andro fitsarana izany?
يَوْمَ لَا تَمْلِكُ نَفْسٌ لِّنَفْسٍ شَيْئًا ۖ وَالْأَمْرُ يَوْمَئِذٍ لِّلَّهِ ١٩
📖 Fandikana
Andininy 19
Andro, izay tsy hananan'ny fanahy fahefana amin'ny fanahy hafa na dia kely aza, satria ny fahefana rehetra amin'izany dia eo am-pelan-tanan'I Allah .
Vakio Surah Al-Infitar Malagasy – Fandikana, Fanononana ary Feo
Koraña Masina
Tuesday, August 18, 2026
Don't forget us in your sincere prayers

