Al-Infitar · 12/19
Fandikana Fanononana — Surah Al-Infitar
يَعْلَمُونَ مَا تَفْعَلُونَ ۝١٢
Ya`lamoona ma taf`aloon
📖 Dikany Malagasy
mahafantatra izay ataonareo.

🎧 Henoy


📜 Andininy 10-14 — Surah Al-Infitar

10وَإِنَّ عَلَيْكُمْ لَحَافِظِينَ
Nefa misy marina ireo mpanara-maso anareo,
11كِرَامًا كَاتِبِينَ
dia ireo anjely mpanoratra be voninahitra.
12يَعْلَمُونَ مَا تَفْعَلُونَ
mahafantatra izay ataonareo.
13إِنَّ الْأَبْرَارَ لَفِي نَعِيمٍ
tena marina, fa ireo izay feno fankatoavana an'I Allah dia ho ao anatin'ny fiadanana tanteraka,
14وَإِنَّ الْفُجَّارَ لَفِي جَحِيمٍ
ary ireo mpaniratsira kosa dia ho ao anatin'ny Afo be,
Al-InfitarFizahan-takila Koraña
19Andininy
MeccanRevelation
12Andininy

Fandikana — Al-Infitar 12

Surah Al-Infitar Andininy 12 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : mahafantatra izay ataonareo.

Surah Andininy 12/19 — Surah Al-Infitar الإنفطار (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah Al-Infitar Henoy, Surah Al-Infitar Fandikana, Surah Al-Infitar mp3, Surah Al-Infitar pdf. Andininy 10–14. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, September 8, 2026

Don't forget us in your sincere prayers