Al-Mutaffifin · 10/36
Fandikana Fanononana — Surah Al-Mutaffifin
وَيْلٌ يَوْمَئِذٍ لِّلْمُكَذِّبِينَ ۝١٠
Wailuny yawma`izil lil mukazzibeen
📖 Dikany Malagasy
loza hoan'ireo izay mpanda an'izany andro farany izany.

🎧 Henoy


📜 Andininy 8-12 — Surah Al-Mutaffifin

8وَمَا أَدْرَاكَ مَا سِجِّينٌ
Moa fantatrao ve izany takelaka izany?
9كِتَابٌ مَّرْقُومٌ
Boky efa voasoratra.
10وَيْلٌ يَوْمَئِذٍ لِّلْمُكَذِّبِينَ
loza hoan'ireo izay mpanda an'izany andro farany izany.
11الَّذِينَ يُكَذِّبُونَ بِيَوْمِ الدِّينِ
Dia ireo izay tsy nino ny Andro fitsarana.
12وَمَا يُكَذِّبُ بِهِ إِلَّا كُلُّ مُعْتَدٍ أَثِيمٍ
tsy misy nanda izany anefa afa-tsy izay mpihoa-pefy sy ny mpanota matevi-koditra ihany.
Al-MutaffifinFizahan-takila Koraña
36Andininy
MeccanRevelation
10Andininy

Fandikana — Al-Mutaffifin 10

Surah Al-Mutaffifin Andininy 10 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : loza hoan'ireo izay mpanda an'izany andro farany izany.

Surah Andininy 10/36 — Surah Al-Mutaffifin المطففين (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah Al-Mutaffifin Henoy, Surah Al-Mutaffifin Fandikana, Surah Al-Mutaffifin mp3, Surah Al-Mutaffifin pdf. Andininy 8–12. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, September 8, 2026

Don't forget us in your sincere prayers