At-Tawbah · 27/129
Fandikana Fanononana — At-Tawbah
ثُمَّ يَتُوبُ اللَّهُ مِن بَعْدِ ذَٰلِكَ عَلَىٰ مَن يَشَاءُ ۗ وَاللَّهُ غَفُورٌ رَّحِيمٌ ۝٢٧
Summa yatoobul laahu mim ba`di zaalika `alaa mai yashaaa`; wallaahu Ghafoorur Raheem
📖 Dikany Malagasy
Avy eo, aorian’izany, Allah dia handray ny fibebahan’ny olona izay tiany, satria i Allah dia be Famelan-keloka sy be Fiantrana.
🎧 Henoy

📜 Andininy 25-29 — At-Tawbah

25لَقَدْ نَصَرَكُمُ اللَّهُ فِي مَوَاطِنَ كَثِيرَةٍ ۙ وَيَوْمَ حُنَيْنٍ ۙ إِذْ أَعْجَبَتْكُمْ كَثْرَتُكُمْ فَلَمْ تُغْنِ عَنكُمْ شَيْئًا وَضَاقَتْ عَلَيْكُمُ الْأَرْضُ بِمَا رَحُبَتْ ثُمَّ وَلَّيْتُم مُّدْبِرِينَ
Efa nampandresen’Allah tamin’ny toerana maro ianareo, toy ny tamin’ny andron’ny Honayn, ka nireharehanareo tamin’ny habetsahanareo, nefa tsy nahavitanareo na inona na inona akory izany. Fa na dia be velarana aza ilay tany, dia zary lasa tery teo anatrehanareo, ka dia nitari-dositra ianareo.
26ثُمَّ أَنزَلَ اللَّهُ سَكِينَتَهُ عَلَىٰ رَسُولِهِ وَعَلَى الْمُؤْمِنِينَ وَأَنزَلَ جُنُودًا لَّمْ تَرَوْهَا وَعَذَّبَ الَّذِينَ كَفَرُوا ۚ وَذَٰلِكَ جَزَاءُ الْكَافِرِينَ
Taorian’izany, dia nampidinin’Allah ny fitoniana avy Aminy, ho amin’ilay Irany sy ireo mpino. Fa nampidina andian-tafika tsy hitanareo maso ihany koa Izy, ka tamin’izany no nanasaziany ireo olona tsy mpino. Fa valin’asa mendrika ireo tsy mpino izany.
27ثُمَّ يَتُوبُ اللَّهُ مِن بَعْدِ ذَٰلِكَ عَلَىٰ مَن يَشَاءُ ۗ وَاللَّهُ غَفُورٌ رَّحِيمٌ
Avy eo, aorian’izany, Allah dia handray ny fibebahan’ny olona izay tiany, satria i Allah dia be Famelan-keloka sy be Fiantrana.
28يَا أَيُّهَا الَّذِينَ آمَنُوا إِنَّمَا الْمُشْرِكُونَ نَجَسٌ فَلَا يَقْرَبُوا الْمَسْجِدَ الْحَرَامَ بَعْدَ عَامِهِمْ هَٰذَا ۚ وَإِنْ خِفْتُمْ عَيْلَةً فَسَوْفَ يُغْنِيكُمُ اللَّهُ مِن فَضْلِهِ إِن شَاءَ ۚ إِنَّ اللَّهَ عَلِيمٌ حَكِيمٌ
Oh ! Ianareo izay nino, ireo mpanompo sampy dia tena maloto tokoa, aoka izy ireo tsy hanatona intsony an'ilay Al-Masjid Al-Haram (Trano masina), aorian’ity taona ity. Ary raha matahotra fahantrana Ianareo dia Allah no hampanan-karena Anareo amin’ny fanasoavany araka izay sitrany. Marina fa Allah dia Mahalala ny zava-drehetra sy be Fahendrena.
29قَاتِلُوا الَّذِينَ لَا يُؤْمِنُونَ بِاللَّهِ وَلَا بِالْيَوْمِ الْآخِرِ وَلَا يُحَرِّمُونَ مَا حَرَّمَ اللَّهُ وَرَسُولُهُ وَلَا يَدِينُونَ دِينَ الْحَقِّ مِنَ الَّذِينَ أُوتُوا الْكِتَابَ حَتَّىٰ يُعْطُوا الْجِزْيَةَ عَن يَدٍ وَهُمْ صَاغِرُونَ
Miadiva Ianareo amin’ireo izay tsy mino an’i Allah sy ny andro farany, tsy mandrara izay noraran’i Allah sy ny Irany ary tsy miorina amin’ny finoana marina, amin’ireo olona nomena ny boky, mandra-panomezan’izy ireo ny Djizia (hetra) an-tànana ary izy ireo dia efa nanetri-tena.
At-TawbahFizahan-takila Koraña
129Andininy
MedinanRevelation
27Andininy

Fandikana — At-Tawbah 27

Surah At-Tawbah Andininy 27 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Avy eo, aorian’izany, Allah dia handray ny fibebahan’ny olona izay…

Surah Andininy 27/129 — At-Tawbah التوبة (Medinan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: At-Tawbah Henoy, At-Tawbah Fandikana, At-Tawbah mp3, At-Tawbah pdf. Andininy 25–29. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, August 18, 2026

Don't forget us in your sincere prayers