Al-Infitar · 19/19
Fandikana Fanononana — Surah Al-Infitar
يَوْمَ لَا تَمْلِكُ نَفْسٌ لِّنَفْسٍ شَيْئًا ۖ وَالْأَمْرُ يَوْمَئِذٍ لِّلَّهِ ۝١٩
Yawma laa tamliku nafsul linafsin shai`anw walamru yawma`izil lillaah
📖 Dikany Malagasy
Andro, izay tsy hananan'ny fanahy fahefana amin'ny fanahy hafa na dia kely aza, satria ny fahefana rehetra amin'izany dia eo am-pelan-tanan'I Allah .

🎧 Henoy


📜 Andininy 17-19 — Surah Al-Infitar

17وَمَا أَدْرَاكَ مَا يَوْمُ الدِّينِ
Moa fantatrao ve ny mikasika izany andro fitsarana izany?
18ثُمَّ مَا أَدْرَاكَ مَا يَوْمُ الدِّينِ
Moa tsy fantatrao ve ny mikasika izany andro fitsarana izany?
19يَوْمَ لَا تَمْلِكُ نَفْسٌ لِّنَفْسٍ شَيْئًا ۖ وَالْأَمْرُ يَوْمَئِذٍ لِّلَّهِ
Andro, izay tsy hananan'ny fanahy fahefana amin'ny fanahy hafa na dia kely aza, satria ny fahefana rehetra amin'izany dia eo am-pelan-tanan'I Allah .
Al-InfitarFizahan-takila Koraña
19Andininy
MeccanRevelation
19Andininy

Fandikana — Al-Infitar 19

Surah Al-Infitar Andininy 19 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Andro, izay tsy hananan'ny fanahy fahefana amin'ny fanahy hafa na…

Surah Andininy 19/19 — Surah Al-Infitar الإنفطار (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah Al-Infitar Henoy, Surah Al-Infitar Fandikana, Surah Al-Infitar mp3, Surah Al-Infitar pdf. Andininy 17–19. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Monday, September 7, 2026

Don't forget us in your sincere prayers