Al-Infitar · 13/19
Fandikana Fanononana — Surah Al-Infitar
إِنَّ الْأَبْرَارَ لَفِي نَعِيمٍ ۝١٣
Innal abraara lafee na`eem
📖 Dikany Malagasy
tena marina, fa ireo izay feno fankatoavana an'I Allah dia ho ao anatin'ny fiadanana tanteraka,

🎧 Henoy


📜 Andininy 11-15 — Surah Al-Infitar

11كِرَامًا كَاتِبِينَ
dia ireo anjely mpanoratra be voninahitra.
12يَعْلَمُونَ مَا تَفْعَلُونَ
mahafantatra izay ataonareo.
13إِنَّ الْأَبْرَارَ لَفِي نَعِيمٍ
tena marina, fa ireo izay feno fankatoavana an'I Allah dia ho ao anatin'ny fiadanana tanteraka,
14وَإِنَّ الْفُجَّارَ لَفِي جَحِيمٍ
ary ireo mpaniratsira kosa dia ho ao anatin'ny Afo be,
15يَصْلَوْنَهَا يَوْمَ الدِّينِ
hatsipy ao izy ireo amin'ny Andro farany,
Al-InfitarFizahan-takila Koraña
19Andininy
MeccanRevelation
13Andininy

Fandikana — Al-Infitar 13

Surah Al-Infitar Andininy 13 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : tena marina, fa ireo izay feno fankatoavana an'I Allah dia…

Surah Andininy 13/19 — Surah Al-Infitar الإنفطار (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah Al-Infitar Henoy, Surah Al-Infitar Fandikana, Surah Al-Infitar mp3, Surah Al-Infitar pdf. Andininy 11–15. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Monday, September 7, 2026

Don't forget us in your sincere prayers