Al-Infitar · 9/19
Fandikana Fanononana — Surah Al-Infitar
كَلَّا بَلْ تُكَذِّبُونَ بِالدِّينِ ۝٩
Kalla bal tukazziboona bid deen
📖 Dikany Malagasy
Tsia! Indrisy anefa fa nolavinareo ny fisian'ny fitsarana farany.

M Mishary Rashid Alafasy ✓
M Mahmoud Khalil Al-Husary ✓
A Abdurrahman As-Sudais ✓
M Mohamed Siddiq Al-Minshawi ✓
A Abdul Basit Abdul Samad ✓
A Ali Al-Hudhaify ✓
A Ahmed ibn Ali al-Ajamy ✓
A Abu Bakr Ash-Shaatree ✓
M Muhammad Ayyoub ✓
A Abdullah Basfar ✓
A Abdullah Al-Juhani ✓
M Maher Al Muaiqly ✓
0:00
0:00


📜 Andininy 7-11 — Surah Al-Infitar

7الَّذِي خَلَقَكَ فَسَوَّاكَ فَعَدَلَكَ
Izay nahary anao sy nandrafitra anao ho feno ary nanome endrika mirindra ho anao,
8فِي أَيِّ صُورَةٍ مَّا شَاءَ رَكَّبَكَ
Ary tamin'ny endrika isan-karazany araka izay tiany no nandrafetany anao,
9كَلَّا بَلْ تُكَذِّبُونَ بِالدِّينِ
Tsia! Indrisy anefa fa nolavinareo ny fisian'ny fitsarana farany.
10وَإِنَّ عَلَيْكُمْ لَحَافِظِينَ
Nefa misy marina ireo mpanara-maso anareo,
11كِرَامًا كَاتِبِينَ
dia ireo anjely mpanoratra be voninahitra.
Al-InfitarFizahan-takila Koraña
19Andininy
MeccanRevelation
9Andininy

Fandikana — Al-Infitar 9

Surah Al-Infitar Andininy 9 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Tsia! Indrisy anefa fa nolavinareo ny fisian'ny fitsarana farany.

Surah Andininy 9/19 — Surah Al-Infitar الإنفطار (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah Al-Infitar Henoy, Surah Al-Infitar Fandikana, Surah Al-Infitar mp3, Surah Al-Infitar pdf. Andininy 7–11. Dikany Malagasy: Kiswahili.





Koraña Masina


Monday, September 28, 2026

Don't forget us in your sincere prayers