Al-Infitar · 15/19
Fandikana Fanononana — Surah Al-Infitar
يَصْلَوْنَهَا يَوْمَ الدِّينِ ۝١٥
Yaslawnahaa Yawmad Deen
📖 Dikany Malagasy
hatsipy ao izy ireo amin'ny Andro farany,

🎧 Henoy


📜 Andininy 13-17 — Surah Al-Infitar

13إِنَّ الْأَبْرَارَ لَفِي نَعِيمٍ
tena marina, fa ireo izay feno fankatoavana an'I Allah dia ho ao anatin'ny fiadanana tanteraka,
14وَإِنَّ الْفُجَّارَ لَفِي جَحِيمٍ
ary ireo mpaniratsira kosa dia ho ao anatin'ny Afo be,
15يَصْلَوْنَهَا يَوْمَ الدِّينِ
hatsipy ao izy ireo amin'ny Andro farany,
16وَمَا هُمْ عَنْهَا بِغَائِبِينَ
ary tsy hiala ao mihitsy izy ireo mandrakizay,
17وَمَا أَدْرَاكَ مَا يَوْمُ الدِّينِ
Moa fantatrao ve ny mikasika izany andro fitsarana izany?
Al-InfitarFizahan-takila Koraña
19Andininy
MeccanRevelation
15Andininy

Fandikana — Al-Infitar 15

Surah Al-Infitar Andininy 15 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : hatsipy ao izy ireo amin'ny Andro farany,

Surah Andininy 15/19 — Surah Al-Infitar الإنفطار (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah Al-Infitar Henoy, Surah Al-Infitar Fandikana, Surah Al-Infitar mp3, Surah Al-Infitar pdf. Andininy 13–17. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Monday, September 7, 2026

Don't forget us in your sincere prayers