Al-Infitar · 8/19
Fandikana Fanononana — Surah Al-Infitar
فِي أَيِّ صُورَةٍ مَّا شَاءَ رَكَّبَكَ ۝٨
Feee ayye sooratim maa shaaa`a rakkabak
📖 Dikany Malagasy
Ary tamin'ny endrika isan-karazany araka izay tiany no nandrafetany anao,

🎧 Henoy


📜 Andininy 6-10 — Surah Al-Infitar

6يَا أَيُّهَا الْإِنسَانُ مَا غَرَّكَ بِرَبِّكَ الْكَرِيمِ
O ry olombelona! Inona loatra no nahavoafitaka anareo ka tsy nankatoavanareo ny Tomponareo feno fahamendrehana?
7الَّذِي خَلَقَكَ فَسَوَّاكَ فَعَدَلَكَ
Izay nahary anao sy nandrafitra anao ho feno ary nanome endrika mirindra ho anao,
8فِي أَيِّ صُورَةٍ مَّا شَاءَ رَكَّبَكَ
Ary tamin'ny endrika isan-karazany araka izay tiany no nandrafetany anao,
9كَلَّا بَلْ تُكَذِّبُونَ بِالدِّينِ
Tsia! Indrisy anefa fa nolavinareo ny fisian'ny fitsarana farany.
10وَإِنَّ عَلَيْكُمْ لَحَافِظِينَ
Nefa misy marina ireo mpanara-maso anareo,
Al-InfitarFizahan-takila Koraña
19Andininy
MeccanRevelation
8Andininy

Fandikana — Al-Infitar 8

Surah Al-Infitar Andininy 8 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Ary tamin'ny endrika isan-karazany araka izay tiany no nandrafetany anao,

Surah Andininy 8/19 — Surah Al-Infitar الإنفطار (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah Al-Infitar Henoy, Surah Al-Infitar Fandikana, Surah Al-Infitar mp3, Surah Al-Infitar pdf. Andininy 6–10. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Monday, September 7, 2026

Don't forget us in your sincere prayers