Al-Infitar · 6/19
Fandikana Fanononana — Surah Al-Infitar
يَا أَيُّهَا الْإِنسَانُ مَا غَرَّكَ بِرَبِّكَ الْكَرِيمِ ۝٦
Yaaa ayyuhal insaaanu maa gharraka bi Rabbikal kareem
📖 Dikany Malagasy
O ry olombelona! Inona loatra no nahavoafitaka anareo ka tsy nankatoavanareo ny Tomponareo feno fahamendrehana?

🎧 Henoy


📜 Andininy 4-8 — Surah Al-Infitar

4وَإِذَا الْقُبُورُ بُعْثِرَتْ
rehefa ho fongarina ny fasana.
5عَلِمَتْ نَفْسٌ مَّا قَدَّمَتْ وَأَخَّرَتْ
dia ho fantatra ny fanahy tsirairay avy ny nataony sy izay hiandry azy!
6يَا أَيُّهَا الْإِنسَانُ مَا غَرَّكَ بِرَبِّكَ الْكَرِيمِ
O ry olombelona! Inona loatra no nahavoafitaka anareo ka tsy nankatoavanareo ny Tomponareo feno fahamendrehana?
7الَّذِي خَلَقَكَ فَسَوَّاكَ فَعَدَلَكَ
Izay nahary anao sy nandrafitra anao ho feno ary nanome endrika mirindra ho anao,
8فِي أَيِّ صُورَةٍ مَّا شَاءَ رَكَّبَكَ
Ary tamin'ny endrika isan-karazany araka izay tiany no nandrafetany anao,
Al-InfitarFizahan-takila Koraña
19Andininy
MeccanRevelation
6Andininy

Fandikana — Al-Infitar 6

Surah Al-Infitar Andininy 6 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : O ry olombelona! Inona loatra no nahavoafitaka anareo ka tsy…

Surah Andininy 6/19 — Surah Al-Infitar الإنفطار (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah Al-Infitar Henoy, Surah Al-Infitar Fandikana, Surah Al-Infitar mp3, Surah Al-Infitar pdf. Andininy 4–8. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Monday, September 7, 2026

Don't forget us in your sincere prayers