Al-Infitar · 16/19
Fandikana Fanononana — Surah Al-Infitar
وَمَا هُمْ عَنْهَا بِغَائِبِينَ ۝١٦
Wa maa hum `anhaa bighaaa `ibeen
📖 Dikany Malagasy
ary tsy hiala ao mihitsy izy ireo mandrakizay,

🎧 Henoy


📜 Andininy 14-18 — Surah Al-Infitar

14وَإِنَّ الْفُجَّارَ لَفِي جَحِيمٍ
ary ireo mpaniratsira kosa dia ho ao anatin'ny Afo be,
15يَصْلَوْنَهَا يَوْمَ الدِّينِ
hatsipy ao izy ireo amin'ny Andro farany,
16وَمَا هُمْ عَنْهَا بِغَائِبِينَ
ary tsy hiala ao mihitsy izy ireo mandrakizay,
17وَمَا أَدْرَاكَ مَا يَوْمُ الدِّينِ
Moa fantatrao ve ny mikasika izany andro fitsarana izany?
18ثُمَّ مَا أَدْرَاكَ مَا يَوْمُ الدِّينِ
Moa tsy fantatrao ve ny mikasika izany andro fitsarana izany?
Al-InfitarFizahan-takila Koraña
19Andininy
MeccanRevelation
16Andininy

Fandikana — Al-Infitar 16

Surah Al-Infitar Andininy 16 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : ary tsy hiala ao mihitsy izy ireo mandrakizay,

Surah Andininy 16/19 — Surah Al-Infitar الإنفطار (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah Al-Infitar Henoy, Surah Al-Infitar Fandikana, Surah Al-Infitar mp3, Surah Al-Infitar pdf. Andininy 14–18. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, September 8, 2026

Don't forget us in your sincere prayers