Al-Infitar · 5/19
Fandikana Fanononana — Surah Al-Infitar
عَلِمَتْ نَفْسٌ مَّا قَدَّمَتْ وَأَخَّرَتْ ۝٥
Alimat nafsum maa qaddamat wa akhkharat
📖 Dikany Malagasy
dia ho fantatra ny fanahy tsirairay avy ny nataony sy izay hiandry azy!

🎧 Henoy


📜 Andininy 3-7 — Surah Al-Infitar

3وَإِذَا الْبِحَارُ فُجِّرَتْ
Rehefa hisafotofoto ka ho iray ireo ranomasina,
4وَإِذَا الْقُبُورُ بُعْثِرَتْ
rehefa ho fongarina ny fasana.
5عَلِمَتْ نَفْسٌ مَّا قَدَّمَتْ وَأَخَّرَتْ
dia ho fantatra ny fanahy tsirairay avy ny nataony sy izay hiandry azy!
6يَا أَيُّهَا الْإِنسَانُ مَا غَرَّكَ بِرَبِّكَ الْكَرِيمِ
O ry olombelona! Inona loatra no nahavoafitaka anareo ka tsy nankatoavanareo ny Tomponareo feno fahamendrehana?
7الَّذِي خَلَقَكَ فَسَوَّاكَ فَعَدَلَكَ
Izay nahary anao sy nandrafitra anao ho feno ary nanome endrika mirindra ho anao,
Al-InfitarFizahan-takila Koraña
19Andininy
MeccanRevelation
5Andininy

Fandikana — Al-Infitar 5

Surah Al-Infitar Andininy 5 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : dia ho fantatra ny fanahy tsirairay avy ny nataony sy…

Surah Andininy 5/19 — Surah Al-Infitar الإنفطار (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah Al-Infitar Henoy, Surah Al-Infitar Fandikana, Surah Al-Infitar mp3, Surah Al-Infitar pdf. Andininy 3–7. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Monday, September 7, 2026

Don't forget us in your sincere prayers