Al-Infitar · 17/19
Fandikana Fanononana — Surah Al-Infitar
وَمَا أَدْرَاكَ مَا يَوْمُ الدِّينِ ۝١٧
Wa maaa adraaka maa Yawmud Deen
📖 Dikany Malagasy
Moa fantatrao ve ny mikasika izany andro fitsarana izany?

🎧 Henoy


📜 Andininy 15-19 — Surah Al-Infitar

15يَصْلَوْنَهَا يَوْمَ الدِّينِ
hatsipy ao izy ireo amin'ny Andro farany,
16وَمَا هُمْ عَنْهَا بِغَائِبِينَ
ary tsy hiala ao mihitsy izy ireo mandrakizay,
17وَمَا أَدْرَاكَ مَا يَوْمُ الدِّينِ
Moa fantatrao ve ny mikasika izany andro fitsarana izany?
18ثُمَّ مَا أَدْرَاكَ مَا يَوْمُ الدِّينِ
Moa tsy fantatrao ve ny mikasika izany andro fitsarana izany?
19يَوْمَ لَا تَمْلِكُ نَفْسٌ لِّنَفْسٍ شَيْئًا ۖ وَالْأَمْرُ يَوْمَئِذٍ لِّلَّهِ
Andro, izay tsy hananan'ny fanahy fahefana amin'ny fanahy hafa na dia kely aza, satria ny fahefana rehetra amin'izany dia eo am-pelan-tanan'I Allah .
Al-InfitarFizahan-takila Koraña
19Andininy
MeccanRevelation
17Andininy

Fandikana — Al-Infitar 17

Surah Al-Infitar Andininy 17 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Moa fantatrao ve ny mikasika izany andro fitsarana izany?

Surah Andininy 17/19 — Surah Al-Infitar الإنفطار (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah Al-Infitar Henoy, Surah Al-Infitar Fandikana, Surah Al-Infitar mp3, Surah Al-Infitar pdf. Andininy 15–19. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Monday, September 7, 2026

Don't forget us in your sincere prayers