Al-Infitar · 7/19
Fandikana Fanononana — Surah Al-Infitar
الَّذِي خَلَقَكَ فَسَوَّاكَ فَعَدَلَكَ ۝٧
Allazee khalaqaka fasaw waaka fa`adalak
📖 Dikany Malagasy
Izay nahary anao sy nandrafitra anao ho feno ary nanome endrika mirindra ho anao,

🎧 Henoy


📜 Andininy 5-9 — Surah Al-Infitar

5عَلِمَتْ نَفْسٌ مَّا قَدَّمَتْ وَأَخَّرَتْ
dia ho fantatra ny fanahy tsirairay avy ny nataony sy izay hiandry azy!
6يَا أَيُّهَا الْإِنسَانُ مَا غَرَّكَ بِرَبِّكَ الْكَرِيمِ
O ry olombelona! Inona loatra no nahavoafitaka anareo ka tsy nankatoavanareo ny Tomponareo feno fahamendrehana?
7الَّذِي خَلَقَكَ فَسَوَّاكَ فَعَدَلَكَ
Izay nahary anao sy nandrafitra anao ho feno ary nanome endrika mirindra ho anao,
8فِي أَيِّ صُورَةٍ مَّا شَاءَ رَكَّبَكَ
Ary tamin'ny endrika isan-karazany araka izay tiany no nandrafetany anao,
9كَلَّا بَلْ تُكَذِّبُونَ بِالدِّينِ
Tsia! Indrisy anefa fa nolavinareo ny fisian'ny fitsarana farany.
Al-InfitarFizahan-takila Koraña
19Andininy
MeccanRevelation
7Andininy

Fandikana — Al-Infitar 7

Surah Al-Infitar Andininy 7 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Izay nahary anao sy nandrafitra anao ho feno ary nanome…

Surah Andininy 7/19 — Surah Al-Infitar الإنفطار (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah Al-Infitar Henoy, Surah Al-Infitar Fandikana, Surah Al-Infitar mp3, Surah Al-Infitar pdf. Andininy 5–9. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Monday, September 7, 2026

Don't forget us in your sincere prayers