Al-Infitar · 14/19
Fandikana Fanononana — Surah Al-Infitar
وَإِنَّ الْفُجَّارَ لَفِي جَحِيمٍ ۝١٤
Wa innal fujjaara lafee jaheem
📖 Dikany Malagasy
ary ireo mpaniratsira kosa dia ho ao anatin'ny Afo be,

🎧 Henoy


📜 Andininy 12-16 — Surah Al-Infitar

12يَعْلَمُونَ مَا تَفْعَلُونَ
mahafantatra izay ataonareo.
13إِنَّ الْأَبْرَارَ لَفِي نَعِيمٍ
tena marina, fa ireo izay feno fankatoavana an'I Allah dia ho ao anatin'ny fiadanana tanteraka,
14وَإِنَّ الْفُجَّارَ لَفِي جَحِيمٍ
ary ireo mpaniratsira kosa dia ho ao anatin'ny Afo be,
15يَصْلَوْنَهَا يَوْمَ الدِّينِ
hatsipy ao izy ireo amin'ny Andro farany,
16وَمَا هُمْ عَنْهَا بِغَائِبِينَ
ary tsy hiala ao mihitsy izy ireo mandrakizay,
Al-InfitarFizahan-takila Koraña
19Andininy
MeccanRevelation
14Andininy

Fandikana — Al-Infitar 14

Surah Al-Infitar Andininy 14 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : ary ireo mpaniratsira kosa dia ho ao anatin'ny Afo be,

Surah Andininy 14/19 — Surah Al-Infitar الإنفطار (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah Al-Infitar Henoy, Surah Al-Infitar Fandikana, Surah Al-Infitar mp3, Surah Al-Infitar pdf. Andininy 12–16. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Monday, September 7, 2026

Don't forget us in your sincere prayers