Yunosy · 102/109
Fandikana Fanononana — Yunosy
فَهَلْ يَنتَظِرُونَ إِلَّا مِثْلَ أَيَّامِ الَّذِينَ خَلَوْا مِن قَبْلِهِمْ ۚ قُلْ فَانتَظِرُوا إِنِّي مَعَكُم مِّنَ الْمُنتَظِرِينَ ۝١٠٢
Fahal yantaziroona illaa misla ayyaamil lazeena khalaw min qablihim; qul fantazirooo innee ma`akum minal muntazireen
📖 Dikany Malagasy
Moa ve tsy miandry izy ireo afa-tsy ny famaizana izay mitovy tamin’iireo vahoaka nandalo talohan’izy ireo ? Teneno hoe : " Andrasonareo ary fa izaho dia anisan’ireo miandry miaraka Aminareo ”.

🎧 Henoy


📜 Andininy 100-104 — Yunosy

100وَمَا كَانَ لِنَفْسٍ أَن تُؤْمِنَ إِلَّا بِإِذْنِ اللَّهِ ۚ وَيَجْعَلُ الرِّجْسَ عَلَى الَّذِينَ لَا يَعْقِلُونَ
Tsy anjaran’ny Olona velively no hino raha tsy avy amin’ny alalan’i Allah. Ary atokana ho an’ireo izay tsy mandinika ny sazy izany.
101قُلِ انظُرُوا مَاذَا فِي السَّمَاوَاتِ وَالْأَرْضِ ۚ وَمَا تُغْنِي الْآيَاتُ وَالنُّذُرُ عَن قَوْمٍ لَّا يُؤْمِنُونَ
Teneno hoe : “ jerenareo, inona no any amin’ireo lanitra sy ny ety ambonin'ny tany ? ” Ary tsy hitera-boka-tsoa ho an’ireo vahoaka tsy nino na ny famantarana na ireo Mpampitandrina (Mpaminany).
102فَهَلْ يَنتَظِرُونَ إِلَّا مِثْلَ أَيَّامِ الَّذِينَ خَلَوْا مِن قَبْلِهِمْ ۚ قُلْ فَانتَظِرُوا إِنِّي مَعَكُم مِّنَ الْمُنتَظِرِينَ
Moa ve tsy miandry izy ireo afa-tsy ny famaizana izay mitovy tamin’iireo vahoaka nandalo talohan’izy ireo ? Teneno hoe : " Andrasonareo ary fa izaho dia anisan’ireo miandry miaraka Aminareo ”.
103ثُمَّ نُنَجِّي رُسُلَنَا وَالَّذِينَ آمَنُوا ۚ كَذَٰلِكَ حَقًّا عَلَيْنَا نُنجِ الْمُؤْمِنِينَ
Avy eo dia avotanay ireo irakay sy ireo izay nino, tahak’izany. Eny, adidinay tokoa ny manavotra ireo mpino.
104قُلْ يَا أَيُّهَا النَّاسُ إِن كُنتُمْ فِي شَكٍّ مِّن دِينِي فَلَا أَعْبُدُ الَّذِينَ تَعْبُدُونَ مِن دُونِ اللَّهِ وَلَٰكِنْ أَعْبُدُ اللَّهَ الَّذِي يَتَوَفَّاكُمْ ۖ وَأُمِرْتُ أَنْ أَكُونَ مِنَ الْمُؤْمِنِينَ
Teneno hoe : ” O! Ianareo Olombelona, raha ohatra ka ao anatin’ny fisalasalana Ianareo mikasika ny finoako, fa izaho kosa dia tsy hanompo mihitsy izay tompoinareo Ankoatran'i Allah, fa dia manompo kosa an’i Allah izay manala ny fofon’ainanareo. Ary nandidy Ahy Izy ho anisan’ireo mpino.
YunosyFizahan-takila Koraña
109Andininy
MeccanRevelation
102Andininy

Fandikana — Yunosy 102

Surah Yunosy Andininy 102 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Moa ve tsy miandry izy ireo afa-tsy ny famaizana izay…

Surah Andininy 102/109 — Yunosy يونس (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Yunosy Henoy, Yunosy Fandikana, Yunosy mp3, Yunosy pdf. Andininy 100–104. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, August 18, 2026

Don't forget us in your sincere prayers