Al-Qari'ah · 6/11
Fandikana Fanononana — Surah Al-Qari'ah
فَأَمَّا مَن ثَقُلَتْ مَوَازِينُهُ ۝٦
Fa-amma man thaqulat mawa zeenuh
📖 Dikany Malagasy
Ka ho an'izay mavesa-danja ny asa soa vitany.

🎧 Henoy


📜 Andininy 4-8 — Surah Al-Qari'ah

4يَوْمَ يَكُونُ النَّاسُ كَالْفَرَاشِ الْمَبْثُوثِ
Dia ilay andro hahatonga ny olona ho toin'ny lolo mielim-patrana.
5وَتَكُونُ الْجِبَالُ كَالْعِهْنِ الْمَنفُوشِ
Sy ireo tendrombohitra ho toy ny volon'ondry voahety.
6فَأَمَّا مَن ثَقُلَتْ مَوَازِينُهُ
Ka ho an'izay mavesa-danja ny asa soa vitany.
7فَهُوَ فِي عِيشَةٍ رَّاضِيَةٍ
Dia ho ao anatin'ny fiainam-pahasambarana feno fankasitrahana izy ireo !
8وَأَمَّا مَنْ خَفَّتْ مَوَازِينُهُ
Fa ho an'izay maivan-danja kosa ny asa soa vitany.
Al-Qari'ahFizahan-takila Koraña
11Andininy
MeccanRevelation
6Andininy

Fandikana — Al-Qari'ah 6

Surah Al-Qari'ah Andininy 6 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Ka ho an'izay mavesa-danja ny asa soa vitany.

Surah Andininy 6/11 — Surah Al-Qari'ah القارعة (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah Al-Qari'ah Henoy, Surah Al-Qari'ah Fandikana, Surah Al-Qari'ah mp3, Surah Al-Qari'ah pdf. Andininy 4–8. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Monday, September 7, 2026

Don't forget us in your sincere prayers