Houd · 1/123
Fandikana Fanononana — Surah Houd
الر ۚ كِتَابٌ أُحْكِمَتْ آيَاتُهُ ثُمَّ فُصِّلَتْ مِن لَّدُنْ حَكِيمٍ خَبِيرٍ ۝١
Alif-Laaam-Raa; Kitaabun uhkimat Aayaatuhoo summa fussilat mil ladun Hakeemin Khabeer
📖 Dikany Malagasy
ALIF, LAM, RA. Ity dia Boky voarindra tanteraka ny andian-teniny sy voazava amin’ny antsipiriany, avy amin’ilay be Fahendrena sy Mpahalala ny zava-drehetra.

🎧 Henoy


📜 Andininy 1-3 — Surah Houd

1الر ۚ كِتَابٌ أُحْكِمَتْ آيَاتُهُ ثُمَّ فُصِّلَتْ مِن لَّدُنْ حَكِيمٍ خَبِيرٍ
ALIF, LAM, RA. Ity dia Boky voarindra tanteraka ny andian-teniny sy voazava amin’ny antsipiriany, avy amin’ilay be Fahendrena sy Mpahalala ny zava-drehetra.
2أَلَّا تَعْبُدُوا إِلَّا اللَّهَ ۚ إِنَّنِي لَكُم مِّنْهُ نَذِيرٌ وَبَشِيرٌ
Aoka tsy hanompo afa-tsy i Allah Ianareo, marina fa Izaho dia mpampitandrina sy mpilaza vaovao mahafaly avy Aminy ho Anareo.
3وَأَنِ اسْتَغْفِرُوا رَبَّكُمْ ثُمَّ تُوبُوا إِلَيْهِ يُمَتِّعْكُم مَّتَاعًا حَسَنًا إِلَىٰ أَجَلٍ مُّسَمًّى وَيُؤْتِ كُلَّ ذِي فَضْلٍ فَضْلَهُ ۖ وَإِن تَوَلَّوْا فَإِنِّي أَخَافُ عَلَيْكُمْ عَذَابَ يَوْمٍ كَبِيرٍ
Ary aoka hangataka famelan-keloka avy amin’ny Tomponareo Ianareo, avy eo mibebaha Aminy, amin’izany dia hanome Anareo fanomezana mendrika sy tsara amin’ny fotoana voafetra Izy. Ary hanome ny fahasoavany amin’ny tsirairay mendrika izany Izy. Fa raha mitodi-damosina kosa Ianareo dia matahotra Aho fa hihatra Aminareo ny sazy amin’ny Andro lehibe.
HoudFizahan-takila Koraña
123Andininy
MeccanRevelation
1Andininy

Fandikana — Houd 1

Surah Houd Andininy 1 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : ALIF, LAM, RA. Ity dia Boky voarindra tanteraka ny andian-teniny…

Surah Andininy 1/123 — Surah Houd هود (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah Houd Henoy, Surah Houd Fandikana, Surah Houd mp3, Surah Houd pdf. Andininy 1–3. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, September 8, 2026

Don't forget us in your sincere prayers